Zavatra nampiomehy iray! Tsy inona fa ny resaka fanalàna andro ataonay (zah sy ny vazaha namako) rehefa miara-misakafo. 
          Voalohany, ny tenanay moa dia tsy mba tia misarisary  zoro na mikaoty an'ireny vazaha vavy ireny (safidiko manokana io 

) na dia mbola mpitovo aza. Fanampin'izany, eto amin'ny aterineto no matetika ahitan'ny ireo vazaha namako ahy : ny vohikala amin'ny teny malagasy no tena famakiko amin'izany (izany hoe amin'ny teny tsy hain'ireto namako). Tsikaritry ny namako izany ka dia nanaovan'ilay vazah fanalàna mampiomehy zah :