Voa-tagin'Ikalamako ra-Toky ka dia hilaza tsiambaratelo fito hono e :-). Tsy dia azoko moa ity lalao ity raha tsy namaky ny blaogin'i Ikalamako sy Ikalakely aho. Ka dia ireto 'zany ny toetoetra sy mombamomba an'i Tokinao e :
).
).
. Ny sery vitan'anamalaho ny ahy tsy mba amonoako vantotr'akoho.
: 1° Haja, 2° Miarihaja, 3° Nandrianina : ireo no tena fiantso an'i
Tokinao rehefa 1°ao an-trano, 2°any am-piangonana, ary 3°tany
ampianarana. "Toky" moa no saika ataoko solonanarako tao amin'ny namana fa efa nisy nanana io ka dia tsy naka sarotra aho nanao hoe tokinao satria ny tanjoko dia ny hana-namana anao
.
hitako ny hevitra : ireo namantsika vaovao vao avy nisoratra anarana teto amin'ny blaogy ( anio amin'ny 11ora16 alina) no tagevako : | « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |