Warning: Declaration of CachedTemplate::fetch($cacheId) should be compatible with Template::fetch($resource_name = NULL, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL, $display = false) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 41

Warning: Declaration of CachedTemplate::display($cacheId) should be compatible with Template::display($resource_name, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 75
Tokinao | Musée de l'air et de l'espace

Tokinao

Tahirintsary

Musée de l'air et de l'espace

Toerana natao itahirizana ireo karazana fiaramanidina (fm) maneran-tany izy ity. ao Paris no misy azy. Hita ao ny tantaran'ny fiaramanidina manerantany.

 
Parent

Parent

Ity indray dia nalaina tahaka avy tamin'ny ramanavy.

reniben FM.jpg

39 KB

480 x 360

Ity hitantsika ity no isan'ny fiaramanidina voalohany. Fantantsika moa fa ny vorona no nalain'ny mpamorona fiaramanidina (FM) tahaka voalohany.

raiben FM.jpg

35 KB

480 x 360

FM efa nivoatra kokoa. saingy tsy mbola misy arony ny mpanamory teto. Teo ho eo amin'ny taona 1900 teo izy ity no nanidina. Ngah mbola ela akory e.

dadatoan FM.jpg

35 KB

480 x 360

Vao nanomboka kosa ny ady lehibe voalohany (1914) dia may ny endimboanjon-draolombelona ka dia nivoatra araka izay tsy izy ny famoronana fiara-manidina. FM mpiady no tena novokarina tamin'izany.

26 Yak-3.jpg

29 KB

480 x 327

Fiaramanidina mpiady hatrany

FW 190.jpg

27 KB

480 x 289

fm sovietika

Polikarpov I-153 Tchaika.jpg

30 KB

480 x 299

FM anglisy. Isan'ny natanjaka izy ity fahiny.

spitfire.jpg

39 KB

480 x 398

FM taty aoriana

fm1.jpg

8 KB

200 x 150

FM taty aoriana

fm2.jpg

32 KB

480 x 360

FM taty aoriana

fm3.jpg

33 KB

480 x 360

FM taty aoriana

fm4.jpg

36 KB

480 x 360

FM taty aoriana

fm5.jpg

27 KB

480 x 360

FM taty aoriana

fm6.jpg

25 KB

480 x 360

ity indray dia

fusée.jpg

32 KB

480 x 640

 
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype