ity indray dia "fusée" : mba lasa ny eritreritro hoe : mba mety hanana an'izany ve raMadagasikara any aoriana any. Toa ho nofinofy izy izany kano. Ny ady eto ambonin'ny tany aza mila tsy vitantsika, dia ny ady amin'ny fahantrana, mainka fa ... Asa anefa aloha e ... hihihi. Ny adala hono no toa an-drainy, ka asa raha mba mety hahavita izany 'zareo taranaka faha-2 na faha-3 any aoriana any. hihihi
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |