Tokinao

Tahirintsary

arene arles.JPG

Haka rakitra (55 KB) | Created 25 Apr, 2007

Ity no toerana fijeren'ny mpanjaka romana fety fahiny rehefa mivahiny eto Frantsa (izay mbola tsy nisy tamin'izany ) izy. Narahiny eto : ny adin'ireo "andevo" na gladiator, ny fihinanan'ny liona ireo kristianina sy jiosy tamin'izany fotoana. Taty aoriandriana kosa dia natao hitoloman'omby izy ity

arene arles.JPG, 55 KB

Parent

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype