Tokinao

Tahirintsary

Arles

i Arles dia tanàna akaikin'ny Marseille, nonenan'ny romana fahagolantany. taon-jato faha-2 hatramin'ny faha-6 eo ho eo.

Parent

Parent

Ity no toerana fijeren'ny mpanjaka romana fety fahiny rehefa mivahiny eto Frantsa (izay mbola tsy nisy tamin'izany ) izy. Narahiny eto : ny adin'ireo

arene arles.JPG

55 KB

480 x 360

Nanararaotra naka sary indray raToky e! Ny olona sasany aza moa avy  any an-tany lavitra be hijery azy ity fotsiny 'kano. Feno mpizahan-tany be tokoa mantsy ity toerana ity, indrindra fa ny sinoa.

1970-arene.JPG

47 KB

arene.JPG

47 KB

480 x 360

Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype