Toy izao ny akanjon'ny gadra jiosy tamin'izany. Misoratsoratra, ary misy ny nomeraony eo ankavian'ny tratrany. Io nlaharana io moa no lasa anarana niantsoana ny olona fa tsy ny tena anarany intsony. Ny lahasan'ny gadra jiosy tamin'izany dia ny nanao fanompoana : manao là lana, trano, sns na koa anaovana fikarohana ara-medikaly, na koa dia miandry izay hamonoana azy fotsiny. "Ozinina" maro moa no noforonina mba hamonoana jiosy : ka ny tena haingam-piasa indrindra dia ny "chambre à gaz". Indrisy fa "Ozinina" tokoa no niantsoana io fitaovana famonoan'olona io, fa tsy raToky akory no manao be filaza :-).
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |