Tsotra ny fijeriko :) :
Afrika dia kontinanta
- isan'ny lehibe,
- fahiny indrindra satria nahitàna ny dian'ny olombelona voalohany indrindra (araka ny fijerin'ny siantifika),
- mbola sahirana : noho ny antony anatiny (tsy fahaiza-mitantana, ady an-trano, sns.), sy noho ny antony hafa tsy azo idovirana : ny fanatontoloana.
Noho ireo dia tsy tokony ho latsa-danja amin'ny sehatry ny blaogy, sy ny sehatra iraisam-pirenena hafa io Kontinanta io.
Afaka adidy aho ô :). Maimaika ka dia tsy dia nataoko be resaka. tsy dia ho afaka hamaly ara-potoana izay hafatrareo koa satria sahirana kely :).
Mazotoa daholo ô ;). Ny mpiblaogy ho tagevana dia ialan-tsiny fa tsy mahita. Tsy maintsy mitety ireo blaogy isan-karazany mantsy vao hahita hoe : iza no efa nanao sy ny hoe iza no mbola tsy nanao). Ny tenako anef tsy dia afa-miserasera ato ato :(.
Mandrapiblaogy e :)!
« | Novambra 2008 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | ||||||
2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
30 |