Ny "Musée des invalides" dia trano fitahirizam-bakoka ao Parisy. Trano natao hitsaboana sy ikarakarana an'ireo miaramila maratra an'ady sy efa antitra izy ity fahiny ( tamin'ny faha-mpanjaka frantsay : taonjato faha-17, 18, ary 19 ). Ankehitriny kosa, dia natao itahirizana ireo fitaovan'ny miaramila fahiny, izay lasa vakoka. Hita ao ohatra : ny akanjo, ny basin'i Napoleon ( taona 1799 teo ho eo ), De gaule ( 1950 ), sns. Fa ny sary izay tena nanintona sy nahaontsa ahy dia ireo sary maneho ny fatin'ny jiosy novonoin'i Hitler tamin'ny ady lehibe faharoa.
| « | Martsa 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||