Tokinao

Tahirintsary

Musée du Louvre

Fitsidihana an'i Louvres. trano fitahirizana vakoka ao Paris. Ahitana karazam-bakoka maneran-tany ao, fa ny tena mameno an'io toeram-pitsidihana io dia ny vakoka grika, romana, ary arabo

 
Parent

Parent

Sary sikotra natao amin'ny vato toy izao no tena betsaka tahirizina ao amin'ny musée de Louvre.

ity no betsaka.jpg

27 KB

480 x 360

Mba nahatsikaiky ahy koa ity maomia ity. io moa zany dia fatina mpanjaka efa ho amanarivorivon-taonany tokoa 'ko.

maomia.jpg

22 KB

480 x 311

Vitsivitsy ihany ny vakoka mikasika an'i afrika ao. Ity hitantsika ity izao : karandohan'olona natao ivavahana firenena afrikana fahiny.

afrika.JPG

36 KB

480 x 631

Let's talk about Madagasikara. hihihi  Nokarohiko tany izay mba resahina momba an'i Madagasikara, koa dia ao amin'ny tahiry momba an'i Afrika no nahitako ity sary ity.

Mkara afrika.jpg

43 KB

480 x 779

Raha alehibiazina ny sary tetsy aloha dia manome an'ity.

Mkara.jpg

23 KB

480 x 360

Koa dia ity ilay aloalo malagasy hita ao. Io no hany vakoka malagasy hita ao amin'ny Musée de Louvre. Aloalo avy any sakalava izy ity. Mitovitovy refy amin'ny olona iray mijoro ny haavony.

aloalo.jpg

39 KB

480 x 803

Ity moa ny fanazavana kely izany aloalo voalaza tetsy aloha izany.

fanazavana.jpg

66 KB

480 x 1348

 
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype