Tokinao

Tahirintsary

ski 2007

Ireto hitanareo eto ireto ny sariko nanao ski tany amin'ny tendrombohitry ny Alpes (faritra atsimo atsinanan'i Frantsa ) , toerana fanaovan-tski lehibe indrindra ( hono ).

 
Parent

Parent

slaloma.jpg

69 KB

481 x 635

Miaka-midina tokoa ny fiainana e :-). Ary toy izany koa ny filalaovana ski : rehefa avy nigorisa amin'ny fidinana dia tsy maintsy miakatra avy eo. Fomba fiakarana ity

tire-fesses.JPG

25 KB

481 x 626

Fomba fiakarana hafa koa ny

telekabinina.JPG

33 KB

485 x 368

Fitsidihana fampisehoana tranona eskimô : trano vita amin'ny laneizy ranoray, izay fipetrahan'ny olona any amin'ny tendron-tany. Ny olona naka io sariko io moa dia avy ao anatin'ilay trano, ary izaho kosa eo am-baravarana :-)

tranona eskimô.JPG

25 KB

481 x 361

Rehefa tonga eny an-tampon-tendrombohitra ambony tahaka ny any amin'ny

any andanitra.jpg

25 KB

481 x 352

Tsy nataotao ho azy tokoa ilay fomba fiteny hoe :

fotsy be.jpg

34 KB

481 x 361

Raha tena tokinao tokoa ianao ... avadiho ho ramanonaka ity lanezy ity hihihi
( Nikaikona mihitsy ny maso sy tarehiko teto satria tsy nahatanty hazavana intsony : zatra nanao solomaso loatra manko tany e )

any anefitra.jpg

39 KB

481 x 361

teleseza.jpg

45 KB

488 x 426

 
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype