Tokinao

Vohikala fitadiavan'olontiana
2008/03/21,21:13

          Zavatra nampiomehy iray! Tsy inona fa ny resaka fanalàna andro ataonay (zah sy ny vazaha namako) rehefa miara-misakafo.
          Voalohany, ny tenanay moa dia tsy mba tia misarisary  zoro na mikaoty an'ireny vazaha vavy ireny (safidiko manokana io Smile) na dia mbola mpitovo aza. Fanampin'izany, eto amin'ny aterineto no matetika ahitan'ny ireo vazaha namako ahy : ny vohikala amin'ny teny malagasy no tena famakiko amin'izany (izany hoe amin'ny teny tsy hain'ireto namako). Tsikaritry ny namako izany ka dia nanaovan'ilay vazah fanalàna mampiomehy zah :

 

Appareil photo gratuit (hatchikana)
2006/08/31,01:28

Ity ry zareo misy fomba ahafahana maka sary maimaim-poana eto @ aterineto a : appareil photo en ligne.  Ka izao : enao sy ny ordinateur-nao ihany de ampy.

Tsindrio ity ary araho tsara izay toro heviny ao.  Marihina fa hisy fenêtre powerpoint hisokatra rehefa avy tsindrinao io.

 

Saika adino : manaova metimety tsara alohan'ny hi-installer azy ity satria ... hainao ihany izany hoe "haka sary". hihihi

Film vaovao
2006/08/12,13:11

Film vao nipoitra io : tEtanik no lohateny. ary i Njaka sy i Raozy  no mpilalao azy. hihihi.
 

Tsaty
2006/08/12,13:09

 

 

Tandremo ihany ho'ahy ity tsaty tsatinareo ity e! hihihi

Prière
2006/08/12,12:58

1 2 3  Manaraka»
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype