Tokinao

Tahirintsary

1966-Rue Mkara.gif

Haka rakitra (136 KB) | Created 26 Apr, 2007

Mba nandehandeha tao Parisy ny tena ka nahita an'ity hoe "rue de Mcar" tamin'ny sarintany. Koa dia raikitra fa hokarohinay ilay izy. Avy eo moa dia tsy adino ny naka sary. Tsy dia hoe tsisy atao akory fa izany no hoe manararaotra fialàn-tsasatra e :-)

1966-Rue Mkara.gif, 136 KB

Parent

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype