Tokinao

Tahirintsary

Ambohidratrimo.jpg

Haka rakitra (44 KB) | Created 26 Apr, 2007

Mampahatsiaro ahy ny trano manara ao Ambohidratrimo, sy ireo toerana hafa fanompoana sampy ao madagasikara izy ity. 1Atsipy eo ambonin'io vato io mantsy ny vola, ka raha mijanona eo hono dia hitondra fanambinana ho an'ilay nanipy. Vokatr'izany dia feno vola majinika be dia be eo am-pototr'ity vato ity. Ny tafajanona ao ambonin'ilay vato moa dia vitsy kely. Ny maha-samy hafa azy ity amin'ny amintsika fotsiny dia ity : tsy mba misy mpaka ilay vola ( na ilay eo ambony vato , na ilay eo ampototr'ilay vato ). Ny antony : tsy takatr'olona ary sarotra idinana ilay izy. Ny vola majinika ao Ambohidratrimo kosa dia mijanona ho fananan'ilay mpiandry tanĂ na.

Ambohidratrimo.jpg, 44 KB

Parent

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype