Mba nandehandeha ny tena tao Parisy ka nahita an'ity hoe "rue de Mcar" tamin'ny sarintany. Koa dia raikitra fa hokarohinay ilay izy. Avy eo moa dia tsy adino ny naka sary. Tsy dia hoe tsisy atao akory fa izany no hoe manararaotra fialàn-tsasatra e :-)
| « | Desambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||