Tokinao

Tahirintsary

sobika3.jpg

Haka rakitra (65 KB) | Created 14 Nov, 2006

Fety nokarakarain'ny tranonkala www.sobika.com tamin'ny 4 nov. 2006 tao Paris. Hita tamin'izany : rindrankira, dihy, ary fampiratiana "fomba fiakanjo" ( défilé de mode ). Nanomboka tamin'ny 9 ora alina izy io ary tsy nitsahatra raha tsy tamin'ny 5 ora maraina.

sobika3.jpg, 65 KB

Parent

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype