« ski (en fç) | Main | resak'etotr »

Resa-t"ski" ihany ity e.
Ity t-shirt aderaderakio ity sy io « casquette » anaovako io dia loka azoko tamina fifaninanana « ski » ( antsoin’ny vazaha hoe “slaloum” ) nataonay. Farany aho tamin’ny mpandray anjara miisa 50 eo ho eo ka dia nomena io loka manokana io. Hahaha. Zavatra mbola tsy nahazo ahy izany « farany » amina fifaninanana izany, nefa moa afaka haninona e: zavatra tsy ary natao hatr’izay naha-olona ity kilalao iray ity ka dia ekena ny faharesena. Ny fandraisana anjara hono no zava-dehibe hoy ny fitenenana izay. Fa na izany na tsy izany aloha dia nahaizan-javatra maro io fialan-tsasatra iray nataonay io.
misaotra nitsidika e!
Dia ataovy maro ny kiana e!
Mba mit-ski less ra Ihaja ah, hihihi. matotra beeeee doly ny sarinao an.
Hihihi, mahafinaritra kosa izany fifaninanana nataonareo izany an.
misaotra ry pissoa @ fanamarihana a. hitsikitsiky ndray zany ny tenanay rehefa maka sary @ manaraka.
hihihihihihihihihihihihihihihi
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||