« Planeur | Main | ski (en fç) »
Hazakazaka : Fanatanjahantena tiako io mihazakazaka io. Isan-kerinandro aho dia miazakazaka mandritra ny 4 ora ro ho eo. Ny antony ifidianako azy io dia ireto :
Fa izao koa aloha e: ny mahatsara ilay mihazakazaka koa dia ilay mihinana "chocolat" na akondro rehefa avy vizaka iny.
.
sady tsy hahazo ny hazany raha tsy mihazakazaka!
Sady 'zao koa : ilainy (hommes primitifs) ny mihazakazaka mba tsy ho ilay hazany indray no hahazo azy.
( ny biby dia no tiako tenenina eto ).
Marina zany eh. Ny tiako lazaina dia ny zava-tsoa @ hazakazaka eny na dia tsy mpihazakazaka irony ara ny tenako fa toa vonona indray aho hanao.
Misotra ny nanome sopapa eh
De tena ny lahatsoratro tokoa ve no nahatonga an'i Tianarivo hanao hazakazaka ndray e !
tsara kosa zany 'ko.
Mazotoa mihazakazaka ary e.
Tsy mpinamana mihitsy zaho sy io taranja iraika io ! ohatra mandrera-teny tsy @ antony fotsiny :°)....zany angamba no maha-tara bus ahy foana ....hummmm lol
za ndray d efa zatra ry Boboo a. sady zatra tara "bus" no zatra mihazakazaka. hahaha
| « | Oktobra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |