« Zanahary ô tahio ny Tanindrazanay! (Noro-Tokinao) | Main | Madagasikara tena lomorina »
[->14aprily2009: miisa 86 ny anaran-toerana efa tafiditra ao @ lalao "FANTARO NY TANINAO"]
Tsy ilay tagy akory no manalagy fa ilay valiny izay harosoko anareo
. Ho valin'ny tagy nafindran'i simplex tamiko tatsy dia hilaza zavatra roa mahafinaritra ahy aho (aza manantena tsy misy aloha i simp fa tsy misy resaka sipa misy foza aho hihihi)
ary rehefa tratran'ireo fenetres be dia be mitranga eo amin' ilay paoma ve dia tsy maintsy mi-reboot mihitsy vao tafavoaka ? Izaho mantsy voatery ni-redemarrer mihitsy teo.
lol
zah mba faly tamin'ilay lalao Ny Taninao dia kivy be tampoka tamin'ilay resa-paoma tsss
lehilahytsyresy : ny blaogy.com mihtsy no nisy blem teo kah, mbola sahirana nanamboatra i sefo hery, fa tsy ny paoman'i tokinao akory no namoatsampona - lololll. Injay ny an'i tokinao fa nisy fifanandrifian-javatra dia hataon'ny olona mahita faisana ilay paoma zao !!!
Na ny message taloha rehetra aza toa voafafa - mdrrrr
Scène be ilay tadidy tampoka eo éviter-na ilay paoma rehefa tonga ao @ lahatsoratr'i tokinao sinon lany andro ao - ptdrr
>>>>lehilahytsyresy : io noresahin'Ikalamako io no mety ho antony.
>>>>Ikalamako : zah aza gaga mitsy hoe : "tena mpanalagy valagy" aho : heveriko ho fanahy inian'i sefo hery novaina ilay "sript"-keliko. Dia gaga koa aho fa ny hafatra rehetra napetraka omaly alina dia nanjavona daholo :).
Tsy izany fa ireny mpikirakira web ireny manko mahita atao mihitsy rehefa miala vokina izay llooll :
- soraty ao @ word ange ny hoe "=rand(200,99)" (aza asiana farango sosona mazava ho azy). Dia avy eo tsindrio ny "ENTREE"
- manandrama mamorona "dossier" mitondra ny anarana hoe "con" (tsisy farango sosona). Dia ho hitanao ny zavatra hitranga :). Ny fanazavana an'io zava-mitranga io dia izao : "il n'y pas de con chez mikrôsôft" hono :)
- mamorona fise .txt iray (notepad). Sokafy izy io, ary soraty ny hoe "bush hid the facts" (aza asiana farango sosona). tehirizo (enregistrer-o), hidio, ary avereno sokafana. dia ho voamarinao io fehezanteny io :).
- raha mampiasa firefox ianao dia soraty eo @ fampidirana adiresy ny hoe "about:mozilla" (aaza asiana farango sosona). hahazo teny soratsa manshina ianao :).
Betsaka ny toyt ireo. fa izay liana hikaroka dia karohy ao @ google ireo "easter egg".
Cocher-na fontsiny ilay efajoro kely eo amin'ilay hoe : arrêter ce script rehefa miseho ilay varavarakely tsy mety mihidy amin'ny paoma !
Saika hisoratra anarana aho fa tsy mbola mety ry Tokinao a ! MBola tsy vita angambany an.
ireo zavatra vao nosoratako etsy ambony dia mandaitra amin'izay mampiasa "WINDOWS" (fa tsy linux, sns.)
Nandramako ilay easter egg fa de tena mahatsikaiky tokoa!
ilay dossier con no tena mahagaga ahy :))
merci Tokinao
Azafady za mba te hametraka hafatra manokana dia tsy mahatafavoaka mihitsy ka ahoana ilay fanaovana azy fa aho tena liana be @ ilay hirahira ato @ RVG. Thanks!
Mbola tsy zatra an'itony aterineto intony ny tenako fa tiako hofantatra ny momba ny tagy. Tsy izany fa mahita fahadisoana maro fataon'ny malagasy aho dia tiako hampifandraisina @ ity hetsika 'aza ampijaliana ny tenintsika' ity ilay izy.
Misaotra mialoha e!
milay kah.
>>>Maneva : tsy misy ifandraisana mihitsy ny blaogy keliko sy ny RVG. i sefo hery no mpiandraikitra momba io. Raha tsy diso koa aho dia misy dinika ahafahana miresaka momba ny RVG ao @ http://forum.serasera.org/
>>>>Zafintaolo : Dia tagevako izany i Zafintaolo :).
Ny tagy (na lalao tohi-vakana) dia lalao fataon'ny mpiblaogy : misy anankiray mamorona sy manomboka, ary avy eo dia manondro mpiblaogy vitsivitsy izy mba hanoratra lahatsoratra momba ilay lalao koa.
Ary ireo mpiblaogy voatendry ireo koa dia miezaka manaraka ilay lalao, ary avy eo koa dia manondro mpiblaogy hafa hatrany.
Aleo hiditra amin'ny ohatra isika : ity tagy nefaiko [satria adidy hono ny manatanteraka rehefa voatagy :)] dia izao hono ny niandohany :
- "ny mpiblaogy mpandray anjara dia iangaviana hilazalaza ny zavatra tiany".
Koa dia efa maro ireo nandray anjara :
simplex : http://simplex.blaogy.com/post/326/6121
finoanaranoray : http://finoanaranoray.blaogy.com/post/915/6095
ikalamako :
- http://ikalamako.blaogy.com/post/458/6085
- http://ikalamako.blaogy.org/2009/02/25/25-random-things-facts-habits-or-goals-about-you-he-he/
(ao amin'io rohy farany io ny fitsipik'ity tagy nataoko ity)
Ary ankehitriny dia miandry anao ny firenena ry zafintaolo :). Raha fintinina dia malalaka ilay lalao, ary ny isan'ny tanjona dia ny hifankalalàna, hijoroana vavolombelona, ary ny fifampitaizàna (ireo aloha no fijeriko azy hihihi).
Mbola hiverina eo rehefa avy eo fa mbola be raharaha e.
Misaotra betsaka @ fanazavana
Zafintaolo : dia miandry anao ny vahoaka 'zany e!!
| « | Martsa 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||