« Comment rendre une femme heureuse ? | Main | Francis Turbo »
Teneno avy anie ny lokon'ireto soratra ireto e! ( Izany hoe, tsy ilay soratra akory no vakiana ).
Ohatra : . . . . . . .---> Valiny : mavo
Anjaranao ary izao :
Asa raha marina fa ny ankizy tsy mahay mamaky teny hono dia tsy mahita olana mihitsy amin'io alao io.
Io phénomème io dia anisan'ny nampiasaina natao ho lesona amin'ny fanoratana praograma informatika ary dia lasa niteraka fifanarahana izany eo amin'ny fomba fanoratana mba hahamora ny famakiana azy.
Mba mahatsikaiky indray izany ry Fraz 'ko. Heveriko ho lalao ihany izy ity.
hahahaha
ho anay ratsiratsy maso aloha dia sarotsarotra...ihiihih
ny olona tsy mahay mamaky teny marina no mety amin'io..hahahha
@ test IQ no manao an'io koa!
hahahhaha
ohatry ny adala za ato manao an'ilay izy..hihihhiihhi
tondroiko @ souris ilay soratra d mi-focus @ le soratra fts atao akaiky kelin'ny ecran ny maso..hahhaha
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||