Tokinao

« Lalao | Main | Etsy ange »

Francis Turbo
2006/08/08,17:52
 
 Sombiny tamin'ny hatsikana nataon'i Francis Turbo ny 21 des. 2005. Maharitra 1'30". Tsindrio ny sary ary mihomeheza finaritra e!
Lohateny : Resa-pianakaviana. Uploaded by ratoza

Hevitra

Comment Icon

smart anie io cousin-ko io e.:)

Posted by: soanja at 2006/08/09, 09:46
Comment Icon hay !

hay de efa cousin'i Francis a! hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/08/09, 12:22
Comment Icon hihihihihihihi

vo mahita an'i Francis turbo za de efa tafamehy hihihihihi

Posted by: cutie at 2006/08/09, 16:39
Comment Icon merci cutie

za ndray vô mahita an'le "hihihihihihihhihihihi" de tonga de fantatro oe "cutie" zay. :-)
msôtra mametra-kafatra e !

Posted by: Toinao at 2006/08/10, 11:19
Comment Icon hahaha

hahahhahah
tsy mila mihaino akory fa vo mahita azy fts marina d efa mampme ray aloha zay...

Posted by: kitjo at 2006/12/11, 07:12
Comment Icon Tongasoa kitjo!

Ka ra izany no izy ry kitjo ... tsy ho tapaka ara-bakiteny ny tsinainao eo am-pihainoana azy :) .
Misaotra mitsidika e!

Posted by: Tokinao at 2006/12/11, 09:27
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype