« i Tokinao ve ? | Main | Voanio Toamasina »
![]()
Tsikaritrareo angamba fa maro ny sariko amoron-drano, na ranomasina io, na ria-drano. ny antony dia satria lehibe tao afovoan-tany aho ka tsy dia nahita izany firy tamin'ny fahakelezako. Vokany dia izao manararaotra maka sary izao isaky ny mahita rano.
Io hitanao izao ny :

![]()
Tsara r'ise ny blaogy fa mba tokony hiezaka ny hitsiky amin'izay ise rehefa maka sary a.
misaotra ry tadio a! hitsiky ndray zany @ manaraka e!
Slt enao!tena tsara sy mahafinaritra be ity blaogynao ity, tohizo fa tsara e!
biz
misaotra e! Fa izaho ilay tsy mahay maka sary no olako ry zareo a! hahaha
zay za vo nahita an'iony
ao fa alaiko sary enao ndray andro d ts mba hitsiky v mjery anah...to d mety ho azy e ary..
hahhahah
kitjo : na de ny famakiako an'io hahaha-nao io aza de ef mampitsiky ahy ato :)
le sary....
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||