Tokinao

| Izaho sy ny rano »

i Tokinao ve ?
2006/03/30,16:31

- RAJAONARISON A. Miarihaja,
- malagasy, 25 taona,
- injeniera momba ny indostria ara-pambolena sy ara-tsakafo,

         / ingénieur en Industries Agricoles et Alimentaires, sortant de
          l'Ecole Supérieure des Sciences Agronomiques, promotion 1999 /

- mpanamory fiaramanidina
         / pilote d'ULM formé au Cameroun et en France /

adiresy mailaka : ajahiraim@yahoo.fr

Hevitra

Comment Icon Réponse

Salut! Haja!

Mafinaritra ny Blog - nao sy ny sary rehetra hita ao!
Simple,mais jolies!

Mazotoa ary @ zavatra rehetra ataonao!
Salut!

Posted by: Anna999 at 2006/04/28, 07:41
Comment Icon hay !

misaotra ry Anna a!
Mbola eo am-panamboarana izy ity, fa amin'ny manaraka mety ho tsaratsara kokoa.

Posted by: Tokinao at 2006/06/01, 09:09
Comment Icon Sôvaly

Tiko be le sôvaly kely ampanôvina course eraky ny écran!

Posted by: myrakcl at 2006/06/30, 00:51
Comment Icon blaogy!

Tsara be ny blaogy Tokinao a, mirindra be, no voaravaka tsara tarehy!! mahavariana koa ilay soavaly kely, hihihih

Posted by: vale at 2006/08/08, 14:52
Comment Icon zany a!

mba tena mahagaga fa le sôvaly fôna no tsy aritrareo a! nefa mba misy maki sy vorona ihany ato. hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/08/26, 20:44
Comment Icon

tena mahafinaritra ny blaoginao, ary tena mahaliana be mihintsy, tsara fa tohizo .

Posted by: sitraka at 2006/09/19, 15:01
Comment Icon meci dôldôly zareo a!

...

Posted by: Tokinao at 2006/09/19, 19:57
Comment Icon faly mahafantatra e

Faly mahafantatra e, promotion taona firy tao @ agro moa ise ?

Posted by: vakiniadiana at 2006/12/05, 15:02
Comment Icon 'za ve!

Misaotra mitsidika aloha ry vakiniadiana a! Andiany "ANDRAINA" taona 1999 re ny tenanay a!
Ianao koa angaha avy tao @'io sekoly io sa ... ?

Posted by: Tokinao at 2006/12/05, 18:56
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype