« Olana @ fametrahan-kafatra | Main | Te hahita vazah manambola ve ? »
) na dia mbola mpitovo aza. Fanampin'izany, eto amin'ny aterineto no matetika ahitan'ny ireo vazaha namako ahy : ny vohikala amin'ny teny malagasy no tena famakiko amin'izany (izany hoe amin'ny teny tsy hain'ireto namako). Tsikaritry ny namako izany ka dia nanaovan'ilay vazah fanalàna mampiomehy zah :
Fa Ratoky irery no tsy misy bokona amin'izy anankitelo, sa ? :-)
indrisy fa tsy Pede raToky na dia izany aza 'ka hihihi
mila coup de main ve lesy ra-tokinao a ! :-P (ilay hanamboatra site an, hihihi)
ikalamako> mbô ampio tokoa ary e :-).
De atorotoroy olona ilay site-ntsika a. Ataovy hoe : misy bandy bôngôsy bedabe hoe :-P, maro azo isafidianana e! Na mahia ianao na matavy dia misy ny sahaza ao hoe e :-P
Sure e! de aiza io site de rencontre io hn e! ozy le sipa iray!
i Toky esty miresaka @ mpibaogy malagasy manja kely! lol
aiza ity mpitovo ity ry tokinao a! lol! hoy indray ny ankilany!
Tokinao => ny ahy oa malagasy ihany!
mahereza e! mafinaritra mampatsiahy ahy t@ fampitenenana sary t@ CEPE izato izy!hi hi hi
ha ha ha ! mba lazalazao ihany ry Toky rehefa vita ny takelaka fa mety ho ilaina a ! ha ha ha
tapa-tsinay zay mamaky an'ilay hoe ny tenanay moa dia tsy mba tia misarisary zoro na mikaoty an'ireny vazaha vavy ireny hi hi hi.
-->simp : mampme mits! Izaho tokoa aloha dia efa nisy nanontany e : poligama ve hono ny malagasy? :-). "Tsia" hoy aho na dia fantatro aza fa betsaka ny toerana mampihatra azy io ao Mkara ;-). Nolaviko satria tsy tena toy ny an'ny afrikana sy arabo kosa ny antsika.
-->news : malagasy ihany, malagasy hatrany e!
-->pissoa : aza matahotra fa hataontsika mambra dôfisy pissoa ary e ;-).
Momba ilay fitenenana ndray ... sadaikatra ihany aho nisafidy an'ilay fomba fiteny satria ntaolo be ilay voalohany, ary tenin-jatovo nogasìna ilay faharoa :-).
.
kiiiiiiiiiii
ary mbola tsy namaly akory ah d efa novalian'la an hummmmmmm
ny vazah ndraindray na matetika otran'ny tsy mila kotiana loatra an. Zany hoe na tsy mikoty aza d lasa otran'ny mikoty ihany :)
sa ahoana raToky :-P
simp > azafady tokoa :-). nampifamadihako amin'i dadarabe enao :-). Mihinam-bary aza hono misy latsaka fa aza tsiny e
Fa misy fahamarinany ilay hevitro aloha e. Tsy fidiny antsika gasy ange ny te ho manja sy ekzôtika e :-).
En fait : fanahy iniako le hoe "simp" @'zay nareo mba mametraka rangotra kely ato e hehehe ( mananihany za e).
Miala tsiny @ dadarabe koa raha sendra mandalo ato izy e ;-).
tokinao: hehehe
fantatrao moa i andré bagna? 4no tena vadiny ofisialy dia 100mahery ny zanany... Efa tsy polygame tsony izy fa efa hafa mihitsy...
Omby iray lanindry zareo andro vitsy fotsiny, nyv ary moa dia @gony isan'andro
fa sao dia hitadiavana tokoa aloha? hahaha
maintikely > tsy haiko i andré banga 'ka! Fa fantatro tsara fotsiny fa betsaka ny gasy pôligama.
Ny tsy itovizantsika @ arabo manko dia izao : ny an-dry zareo dia lalàna sy fomba fiainana ilay izy.
Fa na izany na tsy izany, raToky aloha tsy manana omby bedabe ho laniana isanandro e :-).
Ary hono hoa, iza no naka sary anareo 3 mianadahy ? Mihomehy foana aho mijery an'ilay ra-muskle io ... dia ilay sipa tena manekin, avec boobs et tout lolol
Lé site tsy mety raha misy Flash... nisy olona makony omaly tsy tafiditra chat dia triste kely tavela teo am Skype nefa ny sipa tetsy be resaka sy hira hira be (com d'habs...)
pissoa > nataonay "retardateur" e ;-). Momba ilay sarina vazah ndray : zareo aloha tena ao tsara e ;-). boobs tout et tout
jogany > mampme mits ndry 'ka ;-)
boobs et tout et tout angaha ny betsaka any. Ary ahona ny lahy gasy vs lahy vazaha?
oupssss
Ie ! Dia tena mahazo tokoa moa ry zalahy an !
Izaho manokana ida mahatsapa fa toa lasa "Bizn" indray izy ity an !
Ary dia tsy mba gaga ve ianareo lehilahy gasy fa ry zavavy "miazakazaka" ery (tokoa anie izany an !) lehilahy vainy !
Fa maninona e ?
Tsy misy vola an !
Koa sao dia tokony tsy hatao hoe "olon-tiana" no tadiavina ary fa "olona hatao tohatra" ?
Milaza ny momba ity lamody malagasy ny taonjato faha-21 ity o !
Koa
Tandremo fa tsy milaza aho hoe: "ratsy ny manambady olona avy any ivelany" an !
http://rahelys.unblog.fr
Noho ity hafatrao ity moa dia nahavoasoratra lahatsoratra iray aho atsy ambadika atsy ka dia misaotra e.
Eny o !
Efa novakiako ilay izy e !
Dia misimisia re ny toa izany ary e !
Momba ny soratra no lazaiko an !
Mirary soa,
http://rahelys.unblog.fr
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||