« Voa-tagy ra-Toky | Main | Vohikala fitadiavan'olontiana »
). Izany hoe araho ity torolalana kely ity :
.
.
.OK ry akama.
salut en passant
ok ry akama.
hi hi
kay
gaga be ah hoe ahoana kou zany IP avoakan'lery zany, kay tsy izy tampoka :)
fa zao rakoto a,
no-remarquer-ko fa ra manisy code html, ohatra hoe rohy, na sary... no misakana ilay anti-spam.
Tsy misy fika azo hi-relaxer-na an'zay ve hoe ra mihoatra ny 3 ohatra ny codes html vao mila miandry approbabition. Fa sinon tonga d mitranga eo? :P
ok ry akama
-bi
Misaotra Toky ô !
Dia arahainay an-tsakany sy an-davany amin'izay tsyu misy very intsony izay hafatra.
ikalamako, pissoa, dadarabe >: Misaotra nitsidika e :-)
simp> I.P-na extraterresttre io ka. Vazi2 e!
fa izao e : Toa tsy marina foana io remark-nao io 'ko.
Zah tsinona afaka mametraka rohy betsaka be ary tafapetraka soa aman-tsara izany :
boloky, akoho, saka, parasy, dia samy biby avokoa ireo rehetra ireo sa ts' zany hehehe fa saingy hafa ihany ny kongona satria maha_afabaraka ny ipetrahany raha misy mahita sary ok ry akama
Marihiko fa izao dia nametraka an'ilay authentification code tamin'ireo. Ary dia afaka ampidirina daholo izay rohy tiana ampidirina!
Koa ny eritreritro dia zavatra hafa mihitsy no mahatonga io olana io. Misy mi-bug amin'ilay "conception"n-ilay blaogy.com. Misy mbola tsy voafehy tsara, ka miteraka "erreur imprévue".
Mety ho marina ihany aloha io zavatra teneninao io @ blaogy manana endrika hafa e! Fa ho an'ny toy ity ahy ity (design maintsokely) dia tsy marina.
kalouny kou zah mbo hanoratra : ok ry akama hi!hi!hi!
sotsa fa dia nazava tsara :)
(efa nety le tatsy @ coms tatsy )
Ny mahatonga azy matetika dia mety ho izao:
1. Rehefa manoratra hevitra dia maika be dia adino ilay code. Dia rehefa tsy tafiditra ilay izy dia misy manao hoe "Précédent" dia alefany indray kanefa ilay code amin'iny tsy à jour intsony fa mbola le code teo aloha... dia tsy tafiditra foana na dia efa misy code aza. Ny vahaolana dia copier-o aloha ilay hevitra dia atao F5 mihitsy na averina sokafana indray ilay lahatsoratra vao apetraka ny hevitra sy ny code.
2. Misy indray efa misokatra ela ilay lahatsoratra vao mametraka hevitra. Tsy valide amin'iny fotoana iny intsony ilay code ka tonga dia lasa spam. Ny vahaolana: Rehefa hametraka hevitra dia avereno sokafana aloha ilay lahatsoratra dia apetraho ny hevitra sy ny code. Izany hoe tsy tokony ho ela be ny fotoana eo anelanelan'ny fanokafana ilay lahatsoratra sy ny fandefasana hevitra.
misy hevitro iray zao ao! vo spam indray!
misaotra tokinao a!
Hery > tena tsikaritro matetika tokoa io fa misaotra e! Na izany aza anefa, misy hevitra tsy mety apetraka mihitsy, na dia efa "actualiser-na @ F5 aza, ary atao copier-coller ilay hafatra! ary adika ny tarehimarika fanamarinana vaovao.
news2dago > tena tsy hitako tao re ilay hafatrao a :-(. Asa angamba : mety ho diso na adinonao ny tarehimarika fanamarinana, na koa ela loatra ny fotoana eo anelanelan'ny fanokafana ity lahatsoratra ity sy ny fandefasanao hevitra. Tokony "actualiser"-na araka ny tenin'i Hery mantsy alohan'ny handefasana hevitra.
Raha tsy manaraka an'io tenin'i Hery io mantsy dia tsy hita atsy @ spam akory (ao @ toerana fandrindràna) ilay hafatra.
news2dago hatrany > Mino aho zao fa nosokafanao in-1, ity pejy ity, novakianao ilay lahatsoratro lavabeko :-), ary izay ianao vao nametraka hafatra (izay mety ho lava sy elaela koa angamba), dia tonga dia nofenoinao ilay tarehimarika fanamarinana, ary nalefanao ilay izy. Tsy hety manko raha izay, ary tsy ho hita atsy @ spam akory.
Ho antsika mpametraka hafatra nefa tsy mipoitra izany hafatra izany --> Izao no fomba ahafantarantsika fa lasa any @ hafatra voasakana ilay hafatra na koa tsy tafiditra any ( liste des spams empêchés ):
- ampitahao ny isan'ny hevitra napetraky ny olona sy ny isan'ny hevitra voasoratra ao amin'ilay pejy. ohatra : jereo ato.
- raha toa ka mitovy io isa io dia tsy tafiditra ao @ spam akory ny hevitrao, fa dia very fotsiny izao. Mety tsy nahavoaaraka an'ilay tenin'i hery tetsy ambony ianao.
- raha toa kosa ka tsy mitovy (ilay isa voasoratra no lehibe kokoa noho ny isan'ny hafatra) dia "mety" tafiditra any @ spam 'zany ilay hafatrao. Ka afaka iangavìnao ny tompon'ilay blaogy mba hampipoitra izany!
"mety" hoy aho satria mety ho efa nisy spam koa teo alohan'ny hevitrao, fa ny anao anefa tsy tafiditra ho isan'ny spam akory.
Misaotra antsika rehetra fa dia "ny hevitry ny maro tokoa no maha-taka-davitra e :-)"
tokinao => dia izay tokoa angamba no tsy nampisho ilay hevitra e! varina mamaky aho vao mametraka hafatra! hay io zay fa misaotra e!
tena averiko fa maditra foana a!! rehefa mahita ilay soratra be oe
"tsy mahazo alalana hijery eto ianao! miverana"
Dia toran'i hehy i dadarabe nolazaiko an'io t@ mailakany!
dia asa ko zao i tokinao ra hihomehy @ ity!
Ny ahy koa ny voadinikodia izao : raha vao manao copier-coller aho avy any amin'ny site hafa dia voasakana indraindray.
News2dago> :-)
Arahina daholo ireo toro-hevitra é!
ok ok
mazava ny paika, soratana any @ sisiny ny coms dia atao reload aloha zay vao alefa le izy... tsy miandry elabe :)
merci
Mamangy e,
tena tsy nety haiko mihintsy ilay mampiasa ny "template" na "thème" n'i Blaogy.com re e !
Izany no tsy mba nanaovako ny blog-ko aminy !
Kanefa dia maro izay kitikitika nataoko tao izay an !
Dia lasa nanjary nitety etsy sy eroa aho e !
Mampamangy,
Olana goavana iray koa ohatra: Ity URL ity raha vao ataoko eo amin'ny toerana natokana ho azy dia tsy tafiditra ny hafatro fa miverina !
Antony ? Tsy fantatro e !
http:// rahelys.unblog.fr
helisoa > raha soratanao ao @'ilay hoe "takelaka" dia tokony hety ka!
Marihiko fa rehefa manoratra rohy (link na lien) dia tsy asiana malalaka (espace) toa io nataonao teo ambony io :
"http://rahelys.unblog.fr" fa tsy "http://_rahelys.unblog.fr"
Tsindrio ange ny anarako e :-)
Mamangy,
tsy ananako ny mailakao diamiala tsiny aho fa eto no mampita ity vaovao mampilaza ny nahalasanan'ny mpivady malagasy roa teto Parisy androany maraina 3 ora teo.
Koa miangavy aho jereo ny resaka ao serasera fa ao mombamomba io.
Ny anoratako koa dia
1 - Mba apilazao ny ankizy bloggueurs any Madagasikara URGENT ampitapita io fa mila mahafantatra ireo havany
2 - Tsy tokony hanao tatitra rakitra ve hanaovana izay tokony hatao fa tsy hiandry vahiny fa mila halefa haingana any an-tanindrazana ireo razana sao "very faty aty" ka tsy mety kanefa isika Malagasy marobe aty am-pielezana afaka manao izay mety
Izay ary fa izay hifandray amiko momba io dia indro ny mailako
olga.helisoa@orane.fr
Manaraka eo ihany e!
"http://rahelys.unblog.fr"
Misaotra nampilaza Helisoa a!
Fa dia voaray io mailaka io
mirary anao hanao Paska sambatra sy masina e !
http://rahelys.unblog.fr
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||