« Ny teny malagasy : ampiasao. | Main | Olana @ fametrahan-kafatra »
Voa-tagin'Ikalamako ra-Toky ka dia hilaza tsiambaratelo fito hono e :-). Tsy dia azoko moa ity lalao ity raha tsy namaky ny blaogin'i Ikalamako sy Ikalakely aho. Ka dia ireto 'zany ny toetoetra sy mombamomba an'i Tokinao e :
).
).
. Ny sery vitan'anamalaho ny ahy tsy mba amonoako vantotr'akoho.
: 1° Haja, 2° Miarihaja, 3° Nandrianina : ireo no tena fiantso an'i
Tokinao rehefa 1°ao an-trano, 2°any am-piangonana, ary 3°tany
ampianarana. "Toky" moa no saika ataoko solonanarako tao amin'ny namana fa efa nisy nanana io ka dia tsy naka sarotra aho nanao hoe tokinao satria ny tanjoko dia ny hana-namana anao
.
hitako ny hevitra : ireo namantsika vaovao vao avy nisoratra anarana teto amin'ny blaogy ( anio amin'ny 11ora16 alina) no tagevako : "tagevana"
nitranga indray ny vaombolana malagasy, hita fa tsy hita izay maharatsy azy.
fa zao e,
tsara le mitsitsy fa indraindray otran'ny tsy hita ihany ze tena ihafaran'le izy, otran'ny tsy mety ampy mintsy ze vola hanana. En plus, ra vao mora loatra, matetika ratsy le kalitao ka vao mia andoavana betsaka kokoa...
tagevo doly ze hita rehetra any eee :)
Merci Tokinao! Niandry tsara aho raha hisy Tia mitsitsy III (zaraina roa ny paoma dia ny antsasany hohanina rahampitso!) Hevitra tsara ilay mitagy namana vaovao, tia vao marina (mananihany aho)! :-)
hi hi hi - izay vao nisy lehilahy hoe tsy manaraka baolina. Mipasy an'ilay module 1 amin'ny formation pour les hommes IHaja !
(MODULE 1 : COURS OBLIGATOIRES
1. Apprendre à vivre sans sa mère (2000 heures)
2. Ma femme n'est pas ma mère (350 heures)
3. Je donne ma paie à ma femme (550 heures)
4. Comprendre que le foot n'est qu'un sport, et Ronaldo un crétin (500 heures)
5. Ma femme n'est pas mon infirmière
6. Ma femme n'est pas ma bonne)
Izaho mbola saika hanivantsivana izay tsy tokony havoaka sy tokony hamboarina, kay ry simp isany efa nametraka fanamarihana sahady :-).
Lalasoa > misy koa ny Tia mitsitsy III fa aleo hatreo aloha e :-P.
Pissoa > hehehe hay ve nisy an'io "cours" io koa tao @ Q1, Q2, Q3 e! hihihi
misaotra nanaiky hotagena re ry tokinao !
Mihomehy irery aho mieritreritra ny saintezy hataon'ny tsirairay momba ireo vaotaginy.
Ary aza hadino mitondra vatokely hitadidiana lalàna rehefa mankany an'ala fa ireny no rahalahinao an'ala, ianao andriny izy tokinao...
Amin'ny lafiny iray dia tsy dia tiako ilay miresaka momba ny tenako, nefa dia misaotra an'Ikalamako nahatsiaro sy nitagy e :-)
ohhh lasa nitatra be lé tagg! nisy contagion any @ lé Blog sérieux lé izy (:p pissoa!!)
lol be amin'ilay hoe "lainga faha fito"! za ko makony namoka lainga be dia be t@ io tag io...hihihi
azo atao traduction lé "tia mitsitsy" hoa "reflexe citoyen" fa tsy hoe " radin", zay mety kokoa!
(c'est un super moyen de découvrir toute la blogosphère , hotrany hoe lasa intime be zany tsika rehetra!)
Bisouxx
ra_jogany kay mpandainga be an...tratra!!! lol
Fa i Toky izany tena filozofika be e! Mahafinaritra...sady tsy mijery baolina kitra ...lol
Fa aleo atao i Tokinao ihany eto@ blaogy, kony an!!!
fa inona aloha no natao tany Rosia tany e?
BizU
fa inona daholo ireto resakareo ato ireto e?
mba omeo sopapa kely fa mitady ho fanina e
io misy victime!!!!!!
ndao aingana hitaggé an i news2dago fa sao dé lasa mivadika serieux lotra eo izy
Hi hi - hatrany amin'ny R234 sy ny R116 aza mbola nisy an'ireo cours ireo koa. (Hi hi - lasa manina ny Q3 tampoka aho izany nahita an'io teto :( )
mandalo kely ranamana an, vaovao nao any, sahirana be anga no tsy heno tsony
simp > Marina mihitsy aloha zany e! Efa manomboka tonga saina ihany zah ka :-). Misaotra koa @ 'le don-tanàna (coup de main) tatsy @ forum e
Lalasoa > hehehe . Efa saika hipoitra tokoa aloha ny Tia mitsitsy III. "Indrisy" ;-) fotsiny fa noferana ho fito ihany le izy hihihi.
pissoa > le Q3 aloha manan-tantara e. Any aoriana tsy maintsy mbô handehandeh ho any ngamba zah ;-).
Ikalamako > :-). Saika hosoratako eo @ pejy fandraisako tokoa io ohabolana io fa tsy tapa-kevitra ndray zah :-).
Jogany : mampiomeh anah le reflexe citoyen. "Adidy @ firenena" koa ve. Fa dia marina aloha ny anao e.
ravaomaria : mandrosoa ianao ravaomaria a! tena tahak'izay re ianao mba nampidiriko tao @'ireo olona no-taggée-ko a. Nefa moa 7 ihany ny 7 e : tsy 8 akory :-). Ary koa "izay voasoratra dia voasoratra" hoy pilato zay e. Momba ilay hoe "tsy heno tsony" : eto ihany akia fa ho aiza moa e! raha tsy ao @ namana.sera dia eto @ blaogy.com fa mba ho aiza moa e ;-).
be anarana re ianao izany kah :D
marina raha antonona an'izany ny karapanondro... ny kely sisa dia végétarien sy ny écolo hatrany anaty tsinay mainty adino!lol
maintikely> hiihhih....ny anarana gasy aza efa lava lotra d'origine mbola ampina pseudo sns tsy lasa mameno feuille iray mihitsiny Ra-blbalbalablablabalb
Tokinao> Ary nareo marina tsy dia manoratra matetika intsony mila, andraso omenay inspiration eto ihany!
bizzz
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||