« Voan-dàlana an-tsoratra | Main | Ny teny malagasy : ampiasao. »
Taona vaovao indray isika ity ... na dia tsy niova aza ny zava-drehetra. Izaho moa dia mbola hametraka ny sariko sasantsasany tamin'ny 2007
. Tsy dia hita tsinona izay ho resahina ka dia io aloha no aroso e. Ka dia ankafizo e ... Sary efa nalaina tamin'ny fialan-tsasatra 2007 izy ireto. Mba nahita tany vitsivitsy aho, ary naka samy maromaro ( mba tsy ilazàna hoe : be dia be
).
Ny dia natao moa dia : Marsey ->Môskoa ->St Petersboro ->Vladivôstôka ->Tokyo ->Marsey ->Ivato (via La Réunion) ->Marsey

Efa nolazalazaiko tatsy ambadika tatsy ambadika tatsy ihany ny momba izany.

--> Tsindrio eto dia ho hitanao ny tahirin-tsary tany Rosia.
Tao Petersboro moa dia maromaro koa ny sary azo ka dia nanaovako tahirin-tsary hafa mihitsy : tsindrio ange eto e.
Ho hitanao koa :
Dia izay ny anio fa dia misaotra e.
Saika adino : niova fiaramanidina indray ny tenanay ka dia napetrako koa ny sary : jereo fiaramanidin'i Socota.
misaotra ry tokinao nizara ireo sary marobe ireo, fa dia tena izaho avy no tahaka ny nandeha vakansy. fa dia tena lasa lavitra tokoa ianao an
tonga soa dia bonnané tokinao o !
misaotra tokinao a !
dia bonane aloha e.
dailynews, ikalamako, pissoa :
misaotra nitsidika re a!!! bônané dôly koa nareo! Dia mirary fiarahana mahafinaritra hatrany eto @ blaogy e :-)
iny ndray no tsy nampoziko, efa nieritreritrea kely za we in aza ty teny nogasiana be ty :-D
Sambatra mahitra tany:)
bonne annee :)
De misaotra nizara :)
waouhhhh!!!!
zay za vao nahita ity blaogy ity fa tena tsra an!!!
feno haingohaingo tsara be
mankasitraka e
cutie : Ra nataoko hoe "sambon-danitra.jpeg" mantsy dia lava loatra le anarana fisie e hehehe
Fa dia mialan-tsinby aloha fa betsaka tsipelina diso amin'ny anaran'ilay sary a :-).
sazykely : Misaotra e!! mba misy haingo ihany tokoa aloha fa ny tsininy dia izy vitsy lahatsoratra . Misaotra nitsidika sazykely a :-)
oups !!! sazikely a, indry aza tara fa efa lasa ilay soavaly kely menamena k'ity, nefa nisy fanalanay sy kitjo andro teto fahizany :-)
nandende mitsy ange nareo zany é, misaotra aloha @ lay sarin'ny tanàna é.
rahovian njay ny manaraka?
Mamangy e !
tena mahafinaritra be ny mitsidika ity tranonkala nataonao ity ry TOKIKO an !
MANKASITRAKA tokoa e !
Misaotra fa maro ny vaovao !
Veloma finaritra
Olga HELISOA
http://bd-helysoa.oldiblog.com/
Ikalamako : vizaka le sôvaly ka nasaiko naka aina aoha e!
Ravaomaria : ny manaraka ve ? ... Tsy aleo enao ndray no haka sary ny tananantsika @ manaraka ? hihihi
Helysoa : Msaotra nitsidika re an. Ny blaoginao koa tena miavaka ka.
Dia "Tokintsika" rehetra mihitsy : Mahafinaritra ny voan-dalana nentinao fa dia misaotra e!
Zao ndray za vao nitsidika le blaoginao ity fa miha tsara tokoa ilay izy tena tsar be daholo tokoa ilay sary indrindra ilay voan-dalana 2007 toki an, indrindra fa le mibalady an-tsambo tany Petersboro njaynjay zao ireo moa zany sary nalainao taorinan'ny nakanesanao taty M/car sa taorinany? Dia mbola miandry ny lahatsoratra manaraka toki an, dia mankahery hatrany e
Rakaroka : msôtra mitsidika e
li : Nankany Rosia aloha za, izay vao nankany Mkara ka.
Fa de in lôtra ny mampiavaka an'le mbalady an-tsambo e! sa le ampela iray iny hihihi.
msôtra nijery sary e
E e e andeha hatory amizay fa efa avy any Moscou sy tany am-balan'ondry! :-) Tsara be 5/5! Misaotra dia mazotoa be!
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||