« Fitsidihana valan'ondry | Main | Ombay* manampy "Mariarano Fanantenana" »
Mba nanindritsindry teto amin'ny aterineto teto raToky ka sendra an'ity video ity e:
manja tokinao ah ! hatraty io mankafy Tif à Tif io :D, manja eh!!
Misaotra mametra-kafatra vale a! Mahafinaritra mihitsy Tit a Tif 'ka :)
Ansonalee lol...tena tif a tif beeee
Faly mitsidika an'isé, sady mahazo fanfinaretena mihaino ny mozika. Tsy ratsy na ny hira na ny chorégraphie. Amin'ny manaraka indray Tokinao.
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||