« Kirin'ny te-hanan-tiana | Main | Fitsidihana valan'ondry »
Elaela izay tsy nidirako blaogy izay. Tsy sanatria nanadino akory fa dia sahirankirana nivezivezy. Tany amin'izay nalehako rehetra kosa anefa aho dia nieritreritra lalandava izay zavatra hataoko anatin'ity blaogy ity hatrany. Io moa dia aretina ( sa "drogue" hihihi ) ikambanana amin'ny mpanao blaogy rehetra. Ny nampalaelo ahy dia nisy ny fotoana tena naniriako fatratra hanaovana lahatsoratra nefa dia tratran'ny tsy fahafahana aho : dia ny tamin'ny 29 matsa izay andro lehibe ho antsika Malagasy. Ny manetsa be tokoa mbola ho avy hoy ny fitenenana e!
Eto dia asaiko ianareo hijery ny sary izay nalaiko tany am-pandehandehanana tany. dia tsy iniona fa :
. Ny hevitra na fanamarihana aza adino
Arabaina tongasoa eto indray ary i Tokinao.
Hihihi - milay kosa any an-danitra izany an ! (ilay ao amin'ny sary ! )
Tena tonga indray ilay soavaly menakely mpanao course k'ity!
Tonga soa tokoa ry tokinao fa dia ela izay an.
Misaotra amin'ny voan-dàlana.
soanja : misaotra e
pissoa : mba efa nanandrana tokoa alo zany ny tenanay e! fa le anjely zao no mbola tsy hitako 'ko
ikalamako: sady matanjatanajaka tsara le soavaly fa nahazohazo rivotra tany ho any f'enao angah aôna :)
Tsy mana-kambara akory fa dia mitetateta manoratra fotsiny! nga tsy mampihomehy e!
Mba mahafaly ange le mahita hoe : mba nisy nijery ihany kay le pejy nosoratako e! Fa tsy voatery hoe : mahita ambara foana ka! meci mimisou a!
Hay ve tokinao tia mijerijery musee e .SAdy ny azy le musee hafa mitsy no tiany hihihihi.
Mahafinaritra e .
Tsy tia mijery musée za fa mba nentin'ny "curiosité" fotsiny e :-)
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||