« raharaha Saddam: mety ho loza ity finoana ity a! | Main | Kirin'ny te-hanan-tiana »



misaotra nizara fa dia variana nijery ny sarinao manao gorisagorsisa.
fa ngah tsy manana chauffage ry zareo no mbola manao ny akanjo mafana be metalika nao(tiako ilay izy) io ianao any anaty efitra?
O gorisa gorisa !
Hihihi, dia nanao tsianjery Krismasy t@ teny gasy sa tsia i Tokinao ?
Mazotoa hatrany e !
nareo ato @ serasera ato any kah mba tsara vakansy aby. bonne e!!!!!
Isaorana aloha ianao nitsidika sy nametra-kafatra ô! Fa ity fanamarihanao ity tokoa no mahatsikaiky 'ko : mety nalefaka tokoa angamba ny "chauffage"-ny tamin'io 'ko. hihihi
pissoa : Tsy nanao tsianjery zah fa zao : nasainy nilaza hafatra @ teny gasy zah tamin'ny faran'ny fandaharana. Fa de izao : tô ôtran'ny "antso any an'efitra" ihany le izy 'ko : ze gasy rehetra (namana, olom-pantatra sy havana) mba nanontaniako dia tsy mba nisy nihaino an'ilay radiô akory :).
ho an'i xxxtsa mba marina koa rè zao a! Izao ngàsiny ro marina, dia ny hoe : mba miezaka fotsiny añay hizara raha soa ho antsika mpitsidika. hihihi
Tsara le sary
fa raha za io de efa ambony ambany eo zay.
sambatra toi mahay :)
Sambatra marina ianao mahay "patinage"! Tsara be koa ilay sary, sady i Toky (izay ve no anaranao?) bogosy :-)
Tsara be ilay izy ry Tokinao.
Aty aminay moa tsy mba misy ririnina izany fa 24degres ny ambany inddra faran'izay mangatsika..lol
Fa misy kosa ny fanaovana na'io gorisagorisa io aty antsoiny hoe "ice skating" ao anaty efitra lehibe..
Raha oharina @ gorisagorisa @ arabe na "rollerblade" kosa aloha io dia mora hay na ts mbola nanao aza e...ny tena itiavako azy dia na mianjera aza tsy marary mihitsy...tanjemo fst manao grantekara an! hahahaha
miangaly,
za vao naika hiteny we ary tian'lery mintsy iny akanjo sy pataloha iny zany an!
ps: refa misy sipa manja be d mody manao mianjera d misarangotra an'azy ;)
cutie : avia ampenariko e! Sady za tsy mba manao an'io teknikan'i simplex io zany! hihihi
Mirana : ie! toky, na tokinao : solonanarako dôdôly zany! De misaotra @ "compliment" e! nomeko biz'oroka mitsy toi atsy @ nmn srsr. hihihi
kitjo : hay ve ry kitjo ka misy an'izany "ice skating" izany e! mitovy @ "patinage ihany 'zany izy io a ?!! fa aleo tokoa aloha mianjera @ ranomandry toy izay @ arabe e :). Za ato tapa-tsinay miits mamaky ny fomba fanoratrao an'le grantekara. saika tsy kôpy za t@ vôlohany fa noheveriko fa mbola teny anglisy koa le izy. hihihi
simplex : andro iray ihany mantsy ilay nanaovako an'io patinage sy interview io e! Ka dia nentiko ady gasy e : tsy misy misolo akanjo izany. Tsy hiseho "télé" akory hoy aho tany an-tsaiko tany, fa ny feo fotsiny ho henon'ny olona. Kanjo kay moa niseho blaogy ihany zah hihihi
ps : Tô ankevitry ny mahaomby tokoa io mody menjera io a :) ! De le sipa manao zipo sa le manao pataloha kay no tsara isarangotana ? hihihi
mazava, ataovy ady gasy mintsy ra otr'zany kou. Tsy ny akanjo no mana-bogosy lol :-P
ze miady @ piesin'i toi ihany io :) ra ohatra izy k manao zipo efa pro izy zay ka dia ho voavonjy tokoa toi loooool. ra ohatra izy k manao pataloha mety mbola tsy dia mahavoa izy zay d miara mianjera nareo zany, omeo azy ny zoaie zaniversera :D ra ohatra moa ka i cutie le ol tonga d teneno hoe ndao mba mody hianjera e ;)
Mba nanao patin à roulettes ihany aho fa rehefa nigorisa tamin'ilay patin-na ranomandry dia tonga dia nianjera, dia tapaka ny tongotra. Efa elaela ihany izay fa izao, raha tia migorisa amin'ny ranomandry i Toky-Tokinao (dia ahoana koa) dia tongava aty Ottawa (Canada) fa aty no misy ny "longest skating rink in the world", fito kilaometra ny halavany. Canal mantsy izy io ary rehefa ririnina dia ritina ny rano, dia mandry. Tsy mandoa vola amin'io an, fa raha ohatra fotsiny tsy manana patins ianao dia misy mpampanofa. Ka rahoviana izany i Toky - Tokinao no ho avy?
Su> mety valaka ihany vao mahavita anzany an..ny gorisagorisa tsy mamizaka fa ilay mi-balance no grave...
Tokinao> sa atao oe Tokinay? hihihi...izay fiantsoandry zareo azy aty io ice skating io, misy toerana roa izy any Jurong izay ny iray ary Snow City ny iray...
Zay nge no sady mahafinaritra no mahasosotra ny fiainana eto e, sophistique b daholo ary tiandry zareo ananana daholo ny an'ny olona ka hitanao eto dol zao "the ...est ... in the world" kanefa tsisy natoraly ny ankamaroany..
Tsaroanao za ra sendra manao an'io grantekara io enao..hihihi..laingako zany e!
simplex a !: msôtsa @ kônsey e! Asa fotsiny i cutie na hety na tsy hety an'zany mody menjera zany! Ndraso fa teneniko izy :
cutie a!: ndao hono mba hanao patinazy e! Tsy mampanin enao ra mbola tsy mahay ka menjera :) .
Su : Za ndray anefa efa nanandrana an'ireny patins à roulettes ireny fa zara ra mahatsangana :) . Fa mbô tena lava be tokoa izy izany piste any izany a! ( efa hitovitovy @'Analakely - Ambohimanarina marina hihihi ). Fa ilay Canada aloha lavitra loatra kosa e : ny teto Frantsa aza efa saika tsy tongako 'ko ;) .
kitjo : aty aza ange tôkinaô no surnom iantsoan'ny vazà anah e! hihihi Fa hono wa ry kitjo : hita any syngapore koa ve ny "the smallest malagasy in the world" ? hihihi io kosa angamba mba natoraly a?!!! :) :) ( mananihany za a! ). Fa izao : d efa kôpy zany ndry reefa mievona e! : hoe "mety nisy olona nanao grantekara any ho any :)!"
tsy atscuuuuummmm.... tsony zany refa mievona fa toooooooknaaaoo! hahahaha
An3 ka izy ange tsy aty ry TOkinaO e...ny azy manko le mofo dipaina @ 300Ar fa misy le mofo dipaina-na hot dog...hahahahahhaha
fa zao kalo e..
mametraka hevitra za d tsis an le sary kely fampidirana sary sy video tsony ery ambony ery d ahoana ry Tokinao?
ny anareo zany mbola misy matoa mahatafiditra...
lany daty iany ny reportaziko marina..za ts mahay ra tsisy sary..lol
Kitjo: ianao anie tsy voatery hanao an'ilay halavan'ny canal e. Natao ho fialam-boly izy. Ampiasain'ny olona mandeha miasa koa izy io, sady manatanja-tena izy ireo no mahazo fahafinaretana no tsy lany vola amin'ny bus na ny auto. Rehefa volana febroary koa dia misy ilay atao hoe Bal des neiges eo dia misy fialam-boly samihafa toy ny fifaninanana hazakazaka amin'ny patins, voitirin-tsoavaly, fifaninanan-kira, izay rehetra mety hanadinoana ny hatsiaka (-17 Celsius androany, rahampitso -21. Mbola tsy tonga ilay -30 sy -40 fa tsy ho ela).
Mahafinaritra ilay kirisora (!!) miova ho soavaly. Azonao atao mitodika any an-kavia ve izy io, fa ohatra ny mandositra ilay izy mitodika any an-kavanana.
ok Su> azoko tsara!
Su : -30° hoe e! Izany ve ry Su de mbola mety ho tantin'ny zanak'olombelona! Rehefa mivoaka any an-tokontany zany de io no mihatra @ tarehy e?!! ( ny tarehy manko tsy mba afaka takonana tanteraka fa tsy maintsy mijery ny maso e ). Momba ilay "kirisora" :) :) dia andraso andramako ra mety! hihihi
kitjo : momba an'le fametrahana sary de aleo atsy ambadika no valiako sô de lasa "ôr sizé" :)
fa bogosy kosa aloha Tokinao e..hhihihi
le "teint" gasy tsara..(lokon-koditra?)
Efa lany ry kitjo ny tahiry "biz'oroka"-ko a! :) :)
hahaha...
fa ngah mo reny mety tehirizina? lol....
tsy maninona re e...@manaraka atao misimisy...hihihi
za ndray tsy mbola tsaroako nandefa biz'oroka zany mihitsy raha tsy taloha ela be....asa lany ho azy iznay ilay izy raha tsy ampiasaina?
sady za nge tsy nangataka e...hahaha
milaza ny zava-misy fts ah! lol
kitjo : Msôtra ary e!
Su : Tena tsy vitako mitodika any ankavia re le izy a! Te handositra mafy angamba le sôvaly fa menatra anareo e :)
Aiza izy iiiiizay...tsy hita eto intsoony...
lasa laaaavitra angaha...
Tsy tazako eto intsoony!!!
ndao marina we ry tokinao hanao patinage sao ho lasa eo ny ririnina :-D
in aloha le teknika ampiaisan'i tokinao e :-D
kitjo : ato ihany e! Tsy mahita lahatsoratra soratana re fa lany bala a! hihihi Mety hamoron-dainga ihany ny hiafarako 'ty ra izao no mitohy. hihihi
cutie : mody menjera hono ry cutie a :) (ozy simplex). Ka de efa mianara menjera ndray aloha hono zany e! za moa de hianatra hitanty olona menjera no sady hianatra an'izany "manome zoaie zaniversera zany koa". hihihi
i tokinao ve ny hianatra hianjera sa ahona e :-D
Za wa tonga de efa ambony ambany eo :-D
Ka tsy mila mianatra menjera tsony kay zany enao! izany no @ le hoe : "vita ho azy toy ny manety sola e" hihihi
De faly ery ve fa hahita ahy hianjera eo :-D
Tsy faly zany za 'ka. Za aza mba hiezaka miints hitanty ra menjera i cutie 'ko. hihihi
hihhihiihi
ahoana ndray io manety sola io le..hahahhah
sao d ts manety kosa fa mi-epiler...mety misy volo kely mitsangatsangana tsirairay iany eny an'anona anona eny..hahaha
hors size fa zafady!
tena mamoaka ny endrikao mihintsy ry toki ilay sary "radio2" an, tena tsara be fa adinonao ny nandefa azy taty amiko hihihihi
zany hono ry Tokinao an!
Aza manadinodino izany fa mbola tanora..hahhaa
si : Tsy adino izany io 'ka :). Izao no ataovy : alaivo ny totozinao (souris), de manaova tsindry ankavanana, sns...
de izay e :)
kitjo : :) de ampy
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | ||