« Ny tia resy | Main | Torkia sy ny U.E. »
Fisaorana
Sitraka leiretsy,
telina leiretsy,
mamy leiretsy,
lehibe ka tsy azo atelina ianareo!
mamy ny tantely fa misy faikany,
mamy ny sira fa mitarehim-bato,
mamy ny fary fa toa hazo,
fa ny soa nataonareo,
no tsy ara-javatra!
Izany no rano androana mahafa-tseroka,
menaka ihosorana mahamandimandina,
lamba itafina mahafa-kenatra!
...
notsongaina tao @ "firaketana" ary nangonin'i François RAKOTONAIVO
Mankasitraka hatrany Tokinao an.
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||