« Appareil photo gratuit (hatchikana) | Main | Hira malagasy : RVG »
Ankoatra ny mozika malagasy dia isan'ny mpankafy an'ireny mozika klasika ireny aho. Fahiny ( tamin'ny mbola tany Mkara ) moa dia nihira tao amin'ny CNEM sy ny chorale "Fac. Sciences" aho ary dia isan'ny bàn-kira fihiranay izy io. Eto ary dia indro atolotro anareo ireo hira fihiranay tamin'izany (araho ny toro làlana etsy ambany ).
Torolàlana ahafahana mihaino mozika klasika vitsivitsy eto amin'ny blaogy "Tokinao" :
1- midira ao @ "radioblogclub", izany hoe tsindrio eto , ( hisy fenêtre hisokatra noho izany ),2- mankanesa any amin'io "fenêtre" vao nisokatra io ary sokafy ny kaontin'n'i Tokinao. Izany hoe :
3- Tsindrio ilay hoe "JUKE BLOG", miandrasa kely, ary farany dia
4- mifidiana an'izay hira tianao henoina.
De izay
!
(jereo eto @ sary ny toerana misy an'io "JUKE BLOG" sy io lohatenina hira io)
Salut Tokinao
Chorale-n'ny Faculte des Sciences an ... Hihihi, mamerin-kira amin'ny Zoma atoandro dia avy eo mandeha miboss eny amin'ny Colline fa tsisy plasy tsony any amin'ny BU sy BS ... lol
Zah tia mihaino Klasika sy Jazz ... saingy indrisy fa tsy mbola niezaka nianatra mozika mihitsy, lol. Hihihi
k'angah mao tara ry pissoa a! any afrika atsimo any anie ka misy fianarana hira zoulou e! :)
ka rahovina ihany ilay mozika klasika no ho hita eto e, ny olona efa mangididy ny sofina hihihi
kôry aloha e! (mananihany za a :) :) ).
Tena tsy mahita vidéo-n'ilay izy mihitsy anie za e : izay no olako :(
hummmmm, manja be le izy Tokinao a, mesy an, tsy ratsy le idée -n toi!!!!
vale
msôtsa e! Mba tsara vintana zany enao afaka nijery an'le izy. Ndraindray manko le izy tsy mety.
Tohizo fa tsara
Le ave maria Jewel no tiako :)
haaay! @ manaraka ampiako hira hafa ndray ireo ra izany! msôtra nihaino e :)
Clayderman kely e :)
| « | Jiona 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||