« Film vaovao | Main | Mozika klasika »
Ity ry zareo misy fomba ahafahana maka sary maimaim-poana eto @ aterineto a : appareil photo en ligne. Ka izao : enao sy ny ordinateur-nao ihany de ampy.
Tsindrio ity ary araho tsara izay toro heviny ao. Marihina fa hisy fenêtre powerpoint hisokatra rehefa avy tsindrinao io.
Saika adino : manaova metimety tsara alohan'ny hi-installer azy ity satria ... hainao ihany izany hoe "haka sary". hihihi
Dia manao manitra be koa ve?
Ny ranomanitra kosa angamba tsy de ilaina e! hihihi
Kiii - tsy miova mety mihitsy zah fa manja kely foana :(
Hihihi
zany an, misaôtsa betsaka
de tena mety marina ve io ry zareo an sa dia tena atsikana fotsiny
kacidy a! andramo de ho hainao ny valiny e! za aloha tsy manome toky a! :D :D :D :D :D :D :D :D
Ôtsan'ny be procédure be le izy de tsy andriko nefa iaho ta hiomehy be fa aleo amin'ny manaraka, sady mba manao metimety amin'izay de manimanitra ko e!
De aza ela fa sô de lasa tsy "gratuit" 'tsony le izy @ manaraka. hihihi
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||