« Tsaty | Main | Appareil photo gratuit (hatchikana) »
Film vao nipoitra io : tEtanik no lohateny. ary i Njaka sy i Raozy no mpilalao azy. hihihi.
fa nakaiza ny nofon'ny njaka sy raozy? mba ampakanjoy izy ry reto fa mangatsika an, ny androanie ka frizy be e
tô oe tsy mahalala mangatsiako tsony hono zareo reo 'ko.
Iza ndray io vehivavy nambiridanao io hihihihi
ngah moa voatery oe ampiboridanina e!
izy aza niboridana ho azy ko. hihihi
ka efa nahafeno an'ilay fepetra ry zareo ts'inona 53 moa hihihi
ie. 52 'ka. ary enao zany tena tsy mahay lesona a! sa mbola misy faha-53 ny anao ? hihihi
Ho an'ze tsy mahazo an'io resaka "fepetra miisa 52" io dia jereo ilay hatsikana mitondra ny lohateny hoe Comment rendre une femme heureuse ? izay ao amn'ny sokajin'ny hatsikana.
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||