« Prière | Main | Film vaovao »
Tandremo ihany ho'ahy ity tsaty tsatinareo ity e! hihihi
Mila mitandrina mitsy re! e! fa tsara daolo ny sary fa itako e. ny hatsikana koa tsy ratsy ;tsy dia misy commentaire firy fa tongalafatra daholo , na ny décoration tsara be, mba nana fotona koa ianao nanaovana ireo an! zay ary fa mandrampiona ndray e ciao
Msôtra mitsidika sy mametra-kafatra ry manjatiana a!
De msôtra @ fandokafana. hihihi
mba hafa indray iny tsaty nao iny an hihihihihi
O Ry haja an, aza dia mahay mamily ny fahadisoana eo. ianao sy iza ndray zao io mi-tsaty io hihihi
Ary sô de i Mose Tokinao ary no vo tamin'iny tsaty iny de mba mizara ny fahavoazana e?
fa tsy ratsy alo le izy e! milay be mitsy fa tohizo
hmmmmmmmm ...
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||