« Francis Turbo | Main | Toriny »
hummmmm, tsara be! misaotra nizara eh!!!
vale.
tsara be fa tô tapaka lé izy tsy omena tsiny nefa fa vô fétomboany zao e! mahereza dé tohizo fa tena tsara be!
milay fa tapaka koa le izy :)
hihihiihhi
naveriko njay fa lasa we posted by milay le izy teo hhiihhihi
milay ry tokinao a,fa saingy tapaka fotisny :(
msôtra e! Fa mba mahagaga ahy oa zany tapaka 'zany e! za anefa isaky ny mijery azy ity de tena vita hatr@'farany.
Sendra nisy tsy fihetezana angamba ny dailymotion t@nareo nijery ilay izy.
mety ho zay ngamba fa tsara le izy ka
Fa efa hitanareo hatr@ farany zany izy izao a ?
Msôtsa hatrany e!
Merci tokinao a! Tsara ilay izy.
Tsy tapaka zany io rankizy fa ianareo angamba tsy miandry atramin'ny farany kosa an.
Marina miits zany labomba a!
Henonareo zany rankizy ???!!!
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||