« hiram-pirenena malagasy | Main | Batgirl »
Tongasoa ô! Welcome ! Bienvenue ! . . .
Ny lahatsoratra farany : Apetrako kely ianao RaNety :-)
Ho hitanao ato ireto sokajin-dahatsoratra ireto
Ilazàna isika mpitsidika ny blaogy "Tokinao" fa tsy dia hisy lahatsoratra vaovao ao amin'izany mandritra ny volana aogositra. Mbô hiala sasatra hono ra-Tokinao e; hihihi
Izao zà vao nitsidika ny blaogy n'i tokinao fa mahafinaritra be no hafa kely mitsy e!
mahazotoa miala sasatra alou aza fa asa be tokoa no
mampirindra ny blaogy hivoaka tsara toa izao hihihih!mahafinaritra ka! mazotoa e!
Salut Tokinao! tsy olana re ah, zay efa eto aloha atao mahafinaritra kah, sady tena mahafinaritra koa moa eeeeh! mazotoa miala sasatra aloha ary moa eee!!
Bonjour, je cherche à savoir si le titre officiel contient ou non un point d'exclamation à la fin : "Ry Tanindrazanay malala ô" ou "Ry Tanindrazanay malala ô !" ?
Merci d'avance !
Merci beaucoup de votre remarque ! Effectivement, il y a un point d'exclamation à la fin du titre. Et je viens de l'ajouter dans mon aricle. Donc, c'est bien "Ry tanindrazanay malala ô !" . Parcontre, pour les premières lignes de chaque strophe, il n'y en a pas. En fait, j'ai consulté la version originale telle qu'écrite par le Pasteur RAHAJASON.
Merci encore !
tsara be ilay iste nataonao , voalohany aho no nijery fa tena afapo , raha mbola misy ialy frnacis turbo vaomaika tsara fa nadia izany aza ilay hirampivavahana tena mahafapo , mahatsiaro any tanana e, dia mahereza ary o
fa sovaly avy tany be valala angaha io nofainao tsy mety reraka @ fiazakazahana io , hihihi
Mahafinaritra be mihitsy ny mitsidika an-le izy. Efa avy niala sasatra zany ramose Tokinao? Tongava haingana fa maika be zahay hijery sy hamaky ny tohiny. Veloma daholo eeeeh!
Saika adinoko! Ary enao kay sportif be mihitsy an?
oadraaaaaay. Saika tara i Bacool : efa ela i Mose Tokinao no tonga :D :D .
Ny zava-baovao zao dia ny "radio" klasika : ahafahana mihaino mozika klasika eto amin'ny blaogy Tokinao izy io.
Tsindrio ange ny anarako etsy ambany etsy e!
Mbola tsy nanindry an-le anarana tetsy ambany zah fa le Mister Bean no mbola mampivanitika be ahy hou! hou! hou!
Ke le radio koa aza ange ry Bacool tô tsy mande ndray izao e. tena mbola mila amboarina le izy rehefa misy fotoana i Tokinao. hihihi
Iaho mantsy mba gaga fa efa lany haiky mihitsy zah zao nanao an-le izy nefa de eh ehe! Eny ary fa de mazto e!
Mba tsy reraka kou tsy soavalin'ny péèmaïn-dramose ty ka!
Zavatra sôvaly matanjaka io fa ôka etsì. Fa enao angah hitaingina ? hihihi
Raha iny "route digue" iny aloha de tsy ampy iray minitra ny anaovany azy manko. hihihi
Aleo ilamina izany hitaingina sôvaly mahery mande be izany fa sô de maty tanora eo ny tena ka o loza Mose Tokinao ah! Raha tsy we maika lôtra angah ka tsy mifaka zaho hihihi
Inona ry bakl ny dikan'izany hoe "mifaka" kay ? aza omena tsiny fa tsy de mahafehy tanteraka ny teny gasy a! hihihi
Ny fototenin'ny "mifaka" alo dia "faka" zany hoe ny "mifaka" izany dia manadihady, mitady ny fakany.
Dia ny mifanohitra amin'izay le hoe "tsy mifaka" e! Tsy asiana adi-hevitra fa tonga de lasa izaooooo!
tena mazava fa misaotra e! Hay enao ity tena "mifaka" an'ity teny gasy ity mihitsy a! hihihi
sady mafoaka? hahahha
io "mafaoka" io ndraiky kitjo, haiko tsara! hihihi Mba valovotaka tany avaratra ihany ry bebe sy dadanay ka haiko tsara fomba fivolanan-dreo! hihihi
Fa i kitjo zao no tena mafoaka @'ity resaka blaogilaogy ity 'ko. Sa magnano "sprint" faramparany ?!!! hihihi
Misaotra betsaka an'i Tokinao nandalo tao anaty blaogin'i Tsiafoy. Tena tsara tokoa ity blaoginao ity. Mirary fahombiazana ho anao hatrany.
| « | Mey 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |