« Etsy ange | Main | Ceinture de ... »
Hira mahafinaritra ahy iray, avy any atsimotsimo any izy ity! Mankafiza fa kanto ny hira malagasy e :
za kou ty anio hira io ka! tsara be ka!
Tsy te handihy ve i tokinao @ io hihihihi
tena mampandihy tokoa le izy 'ka. fa zany oe za tsy mahay fotsiny. hihihi
hiihhihihihi
ie. de @ fomba aôna ? hihihi
fa ho anareo izay mahay, inona tokoa moa izany ny anaran'io ba-kira ( rythme ) io e ?
Manana an'io clip io koa aho ry Tokinao fa ny nahavariana ahy fotsiny dia gadon-kira antsoina hoe " dombolo". Teny gasy io fa tsy ilay gadona avy any Afrika akory. Volo (bararata be) no ampiasain'ny Tanala rehefa mandihy miaraka amin'io karazana kabosy ohatran'ny hita amin'ny clip io ry zareo. Hafa mihitsy anefa ny fomba fandihiny.
Merci tadio!
Hay "dômbôlô" no filazan'zareo an'io!! haiko tsara ra ny dômbôlô 'ka.
Mahatalanjona tokoa isika gasy a : te isalotra hatrany ny anaran'ny hafa, na de manana zavatra tsara tokony ahindrahindra hoe "an'ny tena tokoa" aza.
| « | Mey 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |