Hira mahafinaritra ahy iray, avy any atsimotsimo any izy ity! Mankafiza fa kanto ny hira malagasy e :
Etsy ange, vizaky ny mieritreritra ny fiainana ve ianao, . . .
Manasa anao hankafy sy hihaino ity "Clip"-n'ny antokompihira "Ny Atema" ity. Maharitra 5min izy io, ary ba-kira tena malagasy tokoa. Henoy tsara koa ny toniny fa mifono fahendrena . ( tsindrio ny sary )
Misaotra nihaino ô
Sombiny tamin'ny hatsikana nataon'i Francis Turbo ny 21 des. 2005. Maharitra 1'30". Tsindrio ny sary ary mihomeheza finaritra e!