Tokinao

Tahirintsary

Tokinao an'habakabaka Mkara-Frantsa via LaReunion

Sary vitsivitsy maromaro, sady mitovitovy. Nataoko ity dôsie ity ho tahirintsary afaka jerijereko any aoriana any. Aza gaga raha somary hamonamonaina ny hijery sary ato : mitovitovy sy tsy ahitàna sarin'olona. Amiko mantsy dia mifono toe-pietseham-po izy ireto : dia ny fandaozana indray ireo rehetra ifikirana : ny fianakaviana, ny namana, ny sakaiza :-), ny namana, ny toerana nahalehibe, ary ny Tanindrazana ...

 
Parent

Parent

vao hiainga ao Ivato1.jpg

21 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato2.jpg

26 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato4.jpg

17 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato5.jpg

22 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato6.jpg

23 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato7.jpg

24 KB

480 x 360

vao hiainga ao Ivato8.jpg

22 KB

480 x 360

veloma Ivato, Iarivo, Madagasikara malala.jpg

34 KB

480 x 360

veloma Iarivo, Madagasikara malala1.jpg

47 KB

480 x 360

veloma Iarivo, Madagasikara malala2.jpg

35 KB

480 x 360

veloma Iarivo, Madagasikara malala3.jpg

48 KB

480 x 640

veloma Iarivo, Madagasikara malala4.jpg

35 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala1.jpg

35 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala2.jpg

29 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala3.jpg

13 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala4.jpg

29 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala5.jpg

22 KB

480 x 360

veloma Madagasikara malala7.jpg

22 KB

480 x 360

Manao veloma amin'i Pangalana e!!!
Tsaroako ilay hiranay : 


Madio manganohano mba tazano
ny fisosasosanao Pangalana
...
Vohizo manafo x 2
Ny lakanao Manafo
andeha hanarato
Vohizo manafo
Vohizo

pangalana1.jpg

22 KB

480 x 360

Manao veloma amin'i Pangalana e!!!
Tsaroako ilay hiranay : 


Madio manganohano mba tazano
ny fisosasosanao Pangalana
...
Vohizo manafo x 2
Ny lakanao Manafo
andeha hanarato
Vohizo manafo
Vohizo

pangalana 2.jpg

20 KB

480 x 360

Manao veloma amin'i Pangalana e!!!
Tsaroako ilay hiranay : 


Madio manganohano mba tazano
ny fisosasosanao Pangalana
...
Vohizo manafo x 2
Ny lakanao Manafo
andeha hanarato
Vohizo manafo
Vohizo

pangalana3.jpg

19 KB

480 x 360

Manao veloma amin'i Pangalana e!!!
Tsaroako ilay hiranay : 


Madio manganohano mba tazano
ny fisosasosanao Pangalana
...
Vohizo manafo x 2
Ny lakanao Manafo
andeha hanarato
Vohizo manafo
Vohizo

pangalana4.jpg

11 KB

480 x 360

 
«Mialoha   1 2
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype