Tokinao

Tahirintsary

mahatsikakiky

Mandehandeha hono mahita raha e! ireto dia zavatra hita tamin'izaho nandehandeha - des 2006, jan 2007

 
Parent

Parent

Ity ndray dia mampahatsiahy ny COUM :) . Fa izao :ireo zavatra amidy ireo kosa dia fanaka efa tonta.

COUM 67ha.JPG

43 KB

486 x 365

Fivarotan-kiraro fripy indray ity! Fa tsy ilay ao @ Pochard Soarano akory a! :).

Pochard.JPG

60 KB

486 x 365

Ny amidy eto indray dia haingon-trano, basim-borona,

Petite vitesse 2.jpg

65 KB

486 x 365

Hay mba misy mivaro-pananana amin'ny tany koa kay aty Frantsa zareo a! Mafy ny fiainana e :(.

Petite vitesse1.JPG

27 KB

479 x 373

Mba nampanontany tena ahy tamin'izaho tany Mkara hoe : toy ny ahoana ny mpangataka aty Frantsa! hihihi Koa ny valiny dia : misy ny voretra be, fa misy tena mitafy tsara sady madio : tahaka ity ramatoa iray ity.

omeo ô.JPG

29 KB

486 x 390

Sarina tsy manan-trano raikitra na S.D.F. indray ity. 'Zareo ndray dia miavaka be ny fiakanjony, sy ny fihogony ny volony. Fa ny tsy azoko dia hoe : maninona zareo no miaraka amin'ny alika foana ? Eto amin'ny sary moa dia mangataka eny an-dalana izy.

omeo ô.JPG

29 KB

478 x 391

Mba nandehandeha ny tena tao Parisy ka nahita an'ity hoe

Rue Mkara.gif

136 KB

480 x 640

Mampahatsiaro ahy ny trano manara ao Ambohidratrimo, sy ireo toerana hafa fanompoana sampy ao madagasikara izy ity. 1Atsipy eo ambonin'io vato io mantsy ny vola, ka raha mijanona eo hono dia hitondra fanambinana ho an'ilay nanipy. Vokatr'izany dia feno vola majinika be dia be eo am-pototr'ity vato ity. Ny tafajanona ao ambonin'ilay vato moa dia vitsy kely.

Ny maha-samy hafa azy ity amin'ny amintsika fotsiny dia ity : tsy mba misy mpaka ilay vola ( na ilay eo ambony vato , na ilay eo ampototr'ilay vato ). Ny antony : tsy takatr'olona ary sarotra idinana ilay izy. Ny vola majinika ao Ambohidratrimo kosa dia mijanona ho fananan'ilay mpiandry tanàna.

Ambohidratrimo.jpg

44 KB

480 x 360

Efa ela no tsy nandehanan'ny tramway tao paris. Vao novelomina indray izy ity izao ka dia izao araraotiko angalana sary izao. Tsy impiry hitaingina an'io tsinona 'ko hihihi

tramway.jpg

54 KB

480 x 640

Mba nandehandeha tao Parisy ny tena  ka nahita an'ity hoe

1966-Rue Mkara.gif

136 KB

480 x 640

Mampahatsiaro ahy ny trano manara ao Ambohidratrimo, sy ireo toerana hafa fanompoana sampy ao madagasikara izy ity. Atsipy eo ambonin'io vato io mantsy ny vola, ka raha mijanona eo hono dia hitondra fanambinana ho an'ilay nanipy. Vokatr'izany dia feno vola majinika be dia be eo am-pototr'ity vato ity. Ny tafajanona ao ambonin'ilay vato moa dia vitsy kely.

Ny maha-samy hafa azy ity amin'ny antsika fotsiny dia ity : tsy mba misy mpaka ilay vola ( na ilay eo ambony vato , na ilay eo ampototr'ilay vato ). Ny antony : tsy takatr'olona ary sarotra idinana ilay izy. Ny vola majinika ao Ambohidratrimo moa dia mijanona ho fananan'ilay mpiandry tanàna.

1967-Ambohidratrimo.jpg

44 KB

480 x 360

 
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype