" concert*" jazz mba nojereko tao Paris izy ity, tamin'ny fotoam-pialantsasatry* ny "été*". Ny tarika nanafàna ny lanonana moa dia ahitàna amerikana, frantsay, ary malagasy iray. *: sarotra ihany zareo ilay miezaka ny miteny malagasy a. Efa mba niezaka nandìka ny hoe "vacances" ihany aho, fa ilay hoe "concert" sy "été" no toa raharaha 'ko. hihihi Ilay hoe "kaonseritra" aloha dia toa tsy mahavantana ahy 'ka. Ary ilay "été" dia toa ho mavesatra be raha atao hoe "vanin-taona mafana". hihihi
| « | Septambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||