Tokinao

Tahirintsary

Tokinao Tour Effeil 3è étage-Paris

Toy izao ny ao @ rihana faha-3 n'ny Tour Eiffel ( izany hoe eny @ fara-tampony ). Raha tiana alehibiazina ny sary dia tsindrio mivantana. Ho hitanao amin'izany koa ny fitantarana fohifohy ( commentaire ) momba ny sary ( tsy ny sary rehetra anefa no nahitako fitantarana a. hihi ).

 
Parent

Parent

tour effeil 2006 1.jpg

55 KB

448 x 597

tour effeil 2006 4.jpg

63 KB

448 x 597

tour effeil 2006 5.jpg

81 KB

448 x 597

tour effeil 2006 3.jpg

66 KB

448 x 597

Mitazana @ masolavitra hono e :-)!

tour effeil 2006 2.jpg

40 KB

448 x 336

Boribory marina ry zareo ny tany a! Jereo fa miendri-paribolana ny fara-vodi-lanitra rehefa tazanina avy lavitra. Sa ny fakan-tsariko no tsy de mety....

tour effeil 2006 6.jpg

51 KB

448 x 336

tour effeil 2006 7.jpg

103 KB

448 x 597

tour effeil 2006 8.jpg

74 KB

448 x 597

Rehefa tonga teny @ fara-tampon'ny T.E. ( tour eiffel ) zah dia io nalaiko sary io ny fototr'ilay T.E.. Gaga be anefa aho avy eo nijery ny sary azoko : toa misy fiara mavomavo sy fotsyfotsy be dia be. 
Tsy inona kay izy ireo fa

tour effeil 2006 9.jpg

78 KB

448 x 597

Ny zoron-trano ambonin'ny TE (Tour Eiffel ) dia ahitana ny sarin'ny sainan'ny firenena manerantany. Koa ny sainam-pirenena malagasy dia hita eo @ zoron-trano Atsimo-Atsinanana ( Ny marimarina kokoa : Sud-Sud-Est ) ; satria tokoa moa i Mkara dia any Atsimo Atsinanan'ilay Reny Malala :-). hahaha
Voasoratra eo koa ny halaviran'i Mkara sy i La Frantsa : 8740 km

tour effeil 2006 10.jpg

21 KB

448 x 336

 
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype