Tokinao

« Mbola hiresaka politika tokoa ve? | Main

Ankamantatra vinaninany ;-) ?
2011/06/17,10:24

Ankamantatra vinaninany Laughing :

Nankao amin'ny tranonkalan'ny lemizo.com (jereo etsy ambany ny momba ity site ity, fa aza andramana sokafana eto amin'ny aterineto) aho teo, ka nanontany azy hoe : iza avy no blaogera mavitrika 'zao ? Dia ity no navaliny ahy :

"Tokony hiresaka ny avy eto an-toerana ary tsy hibetroka na hitoraka blao izay mahery. Tsiky dia ampy ho fialamboly ka ndao mba hiara-mita fa ny aro fanin'io zao dia ho dangy raha vao torahana paiso gasy."

 

Ny momba ny lemizo.com :site extraterresetre izy io, izany hoe tsy hitanao eto @ aterineto. Ny teny hoe "lemizo" dia kilalao fanaon'ny namanay taloha : rehefa avy manonona anaran'olona dia tsy maintsy miteny hoe lemizo raha tsy izany dia voa-daka vody, ary rehefa avy miteny ratsy dia miteny hoe "dôty".

Koa ny site lemizo.com koa dia tsy mahazo manonona anarana blaogera mihitsy, fa raha te hanondro olona izy dia ataony ankolaka. Noho izany, iza àry hono no blaogera mavitrika ? hihihi.

 

 

 

 

 

 

valiny : jereo ato

Iriko fa tsy hahatezitra olona ity ... satria lalao fotsiny. Sa ahoana ... pissoa ?  Wink

Hevitra

Comment Icon

aza mangala-bato Ratoky fa jentl no role ao aaa
tonga dia avoay ny pv anareo anaovana confrontation ^:^

Posted by: simp at 2011/06/17, 11:40
Comment Icon

lasa hoe paiso ve satria... gidamaimbo :roll:

:b:b:b

Posted by: simp at 2011/06/17, 11:41
Comment Icon

Ary Ratoky tena mavitrika mihintsy an, tsara be le lahatsoratra, mandalondalo mamaky e.
Sitraka

Posted by: Sitraka at 2011/06/17, 13:08
Comment Icon

@simp : -27% lesy e! Courage :b:b:b

Posted by: cilisir lajan at 2011/06/17, 14:05
Comment Icon hehehe

simp > Ka zah koa ange tsy hisongona an-draJentl mits e! Fa ra tsy miresaka politik aloh leiry de mety zah ndray no hanohy e :). "Miala hono ny mamba ka hisosoka ny kankana" hoy ny fitenenana izay hihihi

paiso > ny paiso àry tsara be koa. Sady tsy gidany ireo matoa mipoitra eo, fa ny gidany dia izay tsy mipoitra eo lol.

Sitraka > aza maneso e :). Mba navitrika anio fotsiny aloha e! Ny ampitso ndray .. tsy hay.

Posted by: Tokinao at 2011/06/17, 14:08
Comment Icon

Aza manonononona foana ny anaran'i Dôty an.

Posted by: Dôty at 2011/06/17, 15:01
Comment Icon hehehe

Marina tokoa izany ry Dôty :).

Posted by: dôty fa tsy Dôty at 2011/06/17, 15:43
Comment Icon

kiiiiiiiiiii
ary miovaova ao anatin'iray andro kay le izy...
sa vare novidian'i toky ny hcc eee :-)

cilisir lajan,
tsssssssssssss

tafafoaha maraina aho
hifoka izany rivo-manitra
eny anelan'elan-taho
mangery ny vody lanitra

masiso be le paiso

Posted by: simp at 2011/06/17, 16:02
Comment Icon hmm

simp : hay ve elah elah ty mahay tnonkalo be otr'zao e!

le farany kosa alo tsy mety e :).

Posted by: Tokinao at 2011/06/17, 18:55
Comment Icon

Tidak benar-benar tahu apa yang telah Anda lakukan sangat keras, menciptakan cerita indah mereka tentang tempat itu. Jadi apa macam pencari kerja membuat penulisan penulisan tesis atau tesis penelitian.

Posted by: thesis at 2011/07/26, 11:41
Comment Icon

jereo kely ity ô : http://kdaombaramita.blaogy.com/post/861/7896

Posted by: Kdaombaramita at 2011/08/06, 11:52
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype