Tokinao

« Madagasikara tena lomorina | Main | "Mpino & Darwin" # "Tsy mpino & darwin" »

Fa ny fitiavana no lehibe indrindra* :)
2009/12/30,22:35

Nafoiko ny rehetra, nefa tsy lany

Afoiko ny rehetra, ... tsy lany

Ary vonona aho ny mbola hamoy ny rehetra.

Hevitra

Comment Icon Fanamarihana

Tratry ny faran'ny taona daholo o.
Saik anoratr lav aho fa litera 100 iany no avelan'ny findaiko (satria am findaiko aho io manoratr io), ka dia nofintiniko ho amin'ireo ny saik teneniko.
*Ny lohateny dia tsy nindramina tamina boky na koa entiko anehoako ny mety ho vondrom-pinoana arahiko, fa dia tena filozofia fitondrako ny fiainako mihitsy. Filozofiako mbol tsy navoakako tanaty tagy mits :).
Mamehy ny tantarako io lahatsoratra io ka tsy tiko azavain lotr, manjary sao las sikirety story ny blaogy tokinao hihihi, zany ho tsy sekire tsony.
Misaotra e.

Posted by: Tokinao at 2009/12/30, 23:14
Comment Icon

Dia arahabaina nahatratra ny farany ry tokinao dia ho an-kafaliana sy am-pitsikiana no handraisana an'i demildisy efa mihaodihaody eo io.
Mirary soa e !

Posted by: ikalamako at 2009/12/31, 01:22
Comment Icon

Dia arahabaina tokoa nahatratra ny farany Ra-Tokinao a! Dia samy hahatratra ny tolona vaovao indray e!

Posted by: jentilisa at 2009/12/31, 07:22
Comment Icon

teny kely nefa mafonja...
arabaina tratry ny farany eee
aza miova, tena masina be elah

sali sali
;-)

Posted by: simp at 2009/12/31, 13:37
Comment Icon

ela ela tokinao vao hita an.Arabaina Tratry ny farany tokinao.

hafa kely le filôzôfia anao izany.Tsara k.

Posted by: lulu at 2009/12/31, 14:11
Comment Icon

manao aôna tokinao. Ela marina enao vô nanoratra a. sa efa hita indray zô?

TRATRY NY FARANY E.DIA SAMY HO TRATRY NY TAONA VAOVAO 2010 INDRAY ISIKA REHETRA ETO.dia ho tahin'ny TOMPO @ izay rhtr atao, sy hanampy antsika hatrany JESOA KRISTY @ ataotsika @ iny taona vaovao iny,ho tanterahany iany koa ny faniriana ao am-potsika tsirairay

Ba bdb

Posted by: Miss 6 for You at 2009/12/31, 15:38
Comment Icon
onne année 2010 ! "Je veux laisser tomber tout, pourtant qui est trop énorme ... que je n'arriverai même pas à laisser de côté !" =========> hafa kely ilay filozofia !
Posted by: Kdaombaramita at 2010/01/01, 17:26
Comment Icon

Tratry ny taom-baovao 2010, mirary ny tsirairay hikapa hahita ny tonony sy handidy hahita ny vanony .. mazava ho azy anefa fa "ny fitiavana no lehibe indrindra!"

Posted by: tomavana at 2010/01/01, 23:45
Comment Icon Tokinao

Tratry ny taona daholo koa e
>>>ikalamako : mampme be le dieumilldiche hihihi
>>>jentilisa : voaray e. Tolona foana ny fiainana
>>>simp : hahaha tena masina be mits za ka.
>>>lulu : ary ny filozofianao mbô tantarao koa e :)
>>>miss : kopy za ô. ba bdb njy
>>>kdaomba : tena miala tsiny fa tafiditra im-betsaka tao @ spam ny hafatrao. Fa tsy avy amiko io a :).
>>>tomavana : marina tokoa io ry Tomavana a.

Raha tsy misy fitiavana ao amin`ny olona iray dia ataoko fa tsy misy antony ivelomany intsony :
- Ny fitiavana ny ho tafita no mahatonga ny mpianatra hianatra
- Ny fitiavana ny vady aman-janaka no antony ifoforana miasa
- Ny fitiavana hiara-belona amin'ny taranaka no mahatonga ny olona antitra tsy te ho faty
- Ny fitiavana an`i Madagasikara no mahatonga ny mpiblaogy hifanasa vangy @ resaka politika,

ary koa :
- ny fitiavan-tena no mahatonga ny olona hangalatra
- ny fitiavana ny fiainana no mahatonga ny olona tsy te ho faty
sns

Ka hoy aho hoe : Tano hatrany ny fitiavana fa harena io. Ny tsy manana azy dia tsy te hanao n`inona n`inona intsony :).

Ary izay atao, dia ndao hatao amim-panantenana hatrany e hihihi. Ho toy ny olona voaozona hiasa tsinona ny olona iray raha tsy manam-po sy "manantena" hahazo karama akory.

Ary farany, ho an`izay manam-pitiavana sy fanantenana, ataovy amim-pahamendrehana fa mety hisy valisoa hafa ankoatran`ny karama koa angamba hihihi (satria na ny mpangalatra anie ka mba mahazo valin-kasasarana koa e. Dia hitovy aminy ve isika?). Avy aiza ve hoy ianao ilay valin-kasasarana : asa ... mety ho avy amin`i Bouddah, i Allah, sns hihihi Io ilay finoana. Manàna finoana fa ny tsara atao dia tsy verivery foana.

Tapitra ny toriteny anio hahahaha. Tapitra koa ny rediredy, ridiridy, rodorodo, hihihi

Andeha hangalatra akoho aloha zah hahaha

Posted by: tokinao at 2010/01/02, 15:31
Comment Icon

Mirary soa ho anao sy ireo eo ankohonanao ry Tokinao :)

Posted by: mangamaso2 at 2010/01/03, 18:27
Comment Icon

Tratry ny ho avy koa eh! ary ela2 ndray vao hita ah!!!!!

Posted by: Fanhaiky at 2010/01/05, 07:56
Comment Icon bonne année

Mirary soa ho an'ny Tokinao sy ny namana rehetra indray e!!!

Posted by: maeva74 at 2010/01/07, 14:50
Comment Icon Bonne année

Arahabaina tratry ny taona 2010.
Mirary soa ho anao sy izy roalahy ary ny RAR-nao i Sitraka.
Hitondra soa sy fanambinana anie ity taona ity.

Posted by: Sitraka at 2010/01/08, 11:32
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype