Tokinao

« Comment rendre une femme heureuse ? | Main | Francis Turbo »

Lalao
2006/07/24,13:00

Teneno avy anie ny lokon'ireto soratra ireto e! ( Izany hoe, tsy ilay soratra akory no vakiana ).

Ohatra : teneno ny lokon'io soratra io   .   .   .     .     .    .    .---> Valiny : mavo

Anjaranao ary izao :

Asa raha marina fa ny ankizy tsy mahay mamaky teny hono dia tsy mahita olana mihitsy amin'io alao io.

Hevitra

Comment Icon

Io phénomème io dia anisan'ny nampiasaina natao ho lesona amin'ny fanoratana praograma informatika ary dia lasa niteraka fifanarahana izany eo amin'ny fomba fanoratana mba hahamora ny famakiana azy.

Posted by: fraz at 2006/07/24, 21:02
Comment Icon hay !

Mba mahatsikaiky indray izany ry Fraz 'ko. Heveriko ho lalao ihany izy ity.

Posted by: Tokinao at 2006/07/24, 23:35
Comment Icon mahafinaritra!

hahahaha
ho anay ratsiratsy maso aloha dia sarotsarotra...ihiihih

ny olona tsy mahay mamaky teny marina no mety amin'io..hahahha

@ test IQ no manao an'io koa!

Posted by: kitjo at 2006/12/19, 11:14
Comment Icon oh adala!!!

hahahhaha
ohatry ny adala za ato manao an'ilay izy..hihihhiihhi

tondroiko @ souris ilay soratra d mi-focus @ le soratra fts atao akaiky kelin'ny ecran ny maso..hahhaha

Posted by: kitjo at 2006/12/19, 11:16
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype