Tokinao

| Voanio Toamasina »

Izaho sy ny rano
2006/03/30,15:16

                                                        

Tsikaritrareo angamba fa maro ny sariko amoron-drano, na ranomasina io, na ria-drano. ny antony dia satria lehibe tao afovoan-tany aho ka tsy dia nahita izany firy tamin'ny fahakelezako. Vokany dia izao manararaotra maka sary izao isaky ny mahita rano.

Io hitanao izao ny :

  • tora-pasik'i Ramena ao Antsiranana, sy
  • ny ria-dranon'i Joffre Ville (ao Antsiranana ihany ).

flamant tsipika

Hevitra

Comment Icon

Tsara r'ise ny blaogy fa mba tokony hiezaka ny hitsiky amin'izay ise rehefa maka sary a.

Posted by: tadiompitiavana at 2006/03/31, 12:46
Comment Icon misaotra e

misaotra ry tadio a! hitsiky ndray zany @ manaraka e!

Posted by: Tokinao at 2006/05/13, 09:31
Comment Icon

Slt enao!tena tsara sy mahafinaritra be ity blaogynao ity, tohizo fa tsara e!
biz

Posted by: Michaela at 2006/06/10, 06:05
Comment Icon

misaotra e! Fa izaho ilay tsy mahay maka sary no olako ry zareo a! hahaha

Posted by: Tokinao at 2006/06/10, 06:37
Comment Icon haha

zay za vo nahita an'iony
ao fa alaiko sary enao ndray andro d ts mba hitsiky v mjery anah...to d mety ho azy e ary..
hahhahah

Posted by: kitjo at 2007/02/06, 19:34
Comment Icon hihihi

kitjo : na de ny famakiako an'io hahaha-nao io aza de ef mampitsiky ahy ato :)

Posted by: Tokinao at 2007/02/06, 19:39
Comment Icon diso tsipelina

le sary....

Posted by: kitjo at 2007/02/07, 02:13
Comment Icon hehehe

tena tsara maso koa ny sasany izany a! :) :)

Posted by: Tokinao at 2007/02/07, 20:48
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype