Tokinao

Valin-tagy tsy manalagy [efa misy anarana miisa 86]
2009/04/13,12:00

[->14aprily2009: miisa 86 ny anaran-toerana efa tafiditra ao @ lalao "FANTARO NY TANINAO"]
Tsy ilay tagy akory no manalagy fa ilay valiny izay harosoko anareo Cool. Ho valin'ny tagy nafindran'i simplex tamiko tatsy dia hilaza zavatra roa mahafinaritra ahy aho (aza manantena tsy misy aloha i simp fa tsy misy resaka sipa misy foza aho hihihi)

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype