Tokinao

Ireo mpitondra hafatra - Les messagers
2008/07/07,11:48


(@ teny gasy) (en fç.)
Fony tany Kamerona dia nihira niaraka tamin'ny "Chorale" tao an-toerana ra-Toky : "Ireo Mpitondra hafatra". Hafa mihitsy ny bàn-kiran-dry zareo, somary "dômbôlô" daholo ; rehefa elaela anefa dia zatra ihany ny sofiko, ary nankafiziko ilay izy ... . Ny tena zava-dehibe koa moa dia ny votoatiny e! Vao tsy ela dia namoaka horonam-peo (K7) 'zareo, ary nandefasany aho. Navadiko ho mp3 izany ary dia ireto apetrako ato.

Ci-dessous, vous verrez les oeuvres de la chorale "Les Messagers" de Cameroun. Leur rythme est tout à fait particulier, leur accent aussi. Mais je m'y suis habitué, et j'apprécie sutout les lyrics.

Lohateny - Titre

 Lanja - Taille
hira 1 : LaMainDansLaMain ............................................: 3.69Mo 4min02
hira 2 : Yeso..................................................................: 4.42Mo 4min50
hira 3 : Aleloia ...............................................................: 2.46Mo 2min41
hira 4 : La Parole............................................................: 3.63Mo 3min58
hira 5 : Rendez à César (cf. lyric in Mat. 22 : 21) ...............:3.13Mo 3min25
hira 6 : Benissez ...........................................................: 2.66Mo 2min54
hira 7 : Yahoe - Dieu de Moïse - Dieu de miracle ..............:7.08Mo 7min44
hira 8 : *Aoka tsy hisy olona hanao (cf. lyric in I Tim 22:21)...:1.72Mo 1min53
vazo 1 : L eternel ...........................................................: 4.16Mo 4min32
vazo 2 : Jésus reviendra.................................................: 4.23Mo 4min37
vazo 3 : Victoire de Jésus ..............................................: 3.35Mo 3min39
vazo 4 : Perseverez dans l'amour fraternel .......................: 5.06Mo 5min31
vazo 5 : Je ne manquerai de rien C'est mon Papa ô ..........: 5.06Mo 5min32

(Noho ny olana tsy miankina amin'i Tokinao dia mety tsy handeha ny rohy indraindray. Mba atoroy tranonkala tsara ametrahana *.mp3 e! Smile)

(Hisy "fenêtre" hipoitra isaky manindry hira iray ianareo). Isan'ny tononkira mahafinaritra ahy indrindra :

(Une nouvelle fenêtre va s'ouvrir à chaque fois que vous cliquez sur un titre de chanson ).Voici celle que j'aime le plus :

réf. du "hira 5 : Rendez à César " :

Rendez rendez à César
Rendez tout ce qui est à César
Donnez donnez à Dieu
Donnez à Dieu ce qui est à Dieu

du malgache là-dessus!  On dirait de vrais malgaches. Les Messagers sont forts.

Tsikaritrareo koa fa misy hira gasy iray amin'ireo ( hira8 ) : hira fihiranay skoto izy io, ary nampianariko an-dry zareo "Les messagers". Miaiky ny finiavana sy fitadiavan-dry zareo tokoa aho satria tsy araka ny noeritreretako ny fivoakan'ilay hira. Marihiko moa fa efa izaho aty Frantsa vao nataony ireo horonan-peo ireo, izany hoe tsy nisy gasy niara-nihira taminy tamin'ny fakàna feo Smile.

Miala tsiny indrindra amin'ny tompon'io hira io (izay tsy fantatro). Mino aho fa tsy ho tezitra loatra amiko izany olona izany. Ny fideràna an'Atra no hany tanjoko tamin'ny fampianarana izany hira izany.

Vous avez surement remarqué qu'il y a une chanson en malgache ( hira8 ). On l'a chantée quand on était scout à Madagascar, et je leur ai appris.

Je signale que la prise de ces sons ont été faite quand je suis déjà en France. Ainsi, je pense que "Les messagers" ont vraiment fait   preuve de volonté pour pouvoir retenir cette chanson.

Enfin, je profite également de cet article pour remercier "les Messagers", ainsi que toute "l'assemblée" de leur accueil chaleureux.

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype