Tokinao

« Weight & wedding | Main | Lalao »

Comment rendre une femme heureuse ?
2006/06/29,07:40

Il me semble que ce n'est pas compliqué :) !
Pour rendre une femme heureuse, "il vous suffit" d'être:
1. ami
2. compagnon
3. amant
4. frère
5. père
6. maître
7. éducateur
8. cuisinier
9. charpentier
10. plombier
11. mécanicien
12. décorateur
13. styliste
14. sexologue
15. gynécologue/obstétricien
16. psychologue
18. psychiatre
19. thérapeute
20. audacieux
21. organisateur
22. bon père
23. très propre
24. sympathique
25. athlétique
26. doux
27. attentionné
28. galant
29. intelligent
30. drôle
31. créatif
32. tendre
33. fort
34. compréhensif
35. tolérant
36. prudent
37. ambitieux
38. capable
39. courageux
40. détermine
41. fiable
42. respectueux
43. passionné

SANS OUBLIER DE:
44. faire souvent des compliments
45. adorer le shopping
46. ne pas faire des histoires
47. être très riche
48. ne pas la stresser
49. ne pas regarder les autres filles

ET EN MEME TEMPS, IL FAUT AUSSI:
50. faire très attention à elle, sans pour autant être jaloux
51. bien s'entendre avec sa famille, mais tout en lui accordant toujours autant de temps pour elle
52. lui donner de l'espace, tout en se montrant soucieux de la où elle va

IL EST TRES IMPORTANT DE:
53. jamais oublier :
* anniversaires
* fiançailles
* mariages

Et c'est tout :) !

Hevitra

Comment Icon

Ho vita daholo ve izany le :-)

Posted by: fraz at 2006/06/29, 08:04
Comment Icon et bah oui !

N'oubliez pas que ceci fait partie des blagues. hahaha

Posted by: Tokinao at 2006/06/29, 09:33
Comment Icon Tsy ampy

Tia saka sy aliaka sy nounours, hihihi.

Posted by: pissoa at 2006/06/29, 10:03
Comment Icon

Tsy ho tapitra mihitsy ilay lisitra e! Mission impossible! :D

Posted by: lapino at 2006/06/29, 10:45
Comment Icon Tsy ampy

Never say that it's impossible, hihihi

Posted by: pissoa at 2006/06/29, 10:48
Comment Icon tandremo!

Tsy manambady eo raha hieritreritra izany rehetra izany!!!

Posted by: jentilisa at 2006/06/30, 22:55
Comment Icon au contraire ry Jentilisa a

Ka tena le toetrako daôlo anie ireo voatanisa ireo ka ahôna za no tsy hanambady e. hahaha

Posted by: Tokinao at 2006/06/30, 23:14
Comment Icon zany an!

Izany ry zavavy isany a! iaza indray ary ianareo no hahita tahaka azy?

Posted by: jentilisa at 2006/06/30, 23:53
Comment Icon avion

Sady mety ho entiny avion mihitsy an

Posted by: jentilisa at 2006/06/30, 23:57
Comment Icon msôtra @ pibilisité e ! tsy adino i jentilisa reefa @ manary azy (mariaz).

Ankoatr'ireo toetra maro ireo mantsy de mbola manana toetra "tsara" maro koa za :
-mpijery télé sady mpanaraka mody alina ( mondial),
-mpiloka (toa mba haiko koa hono mantsy io milokaloka fitiavana io hoy ilay olona iray izay )
-mpigoka ( ny ran'ampango moa no "boisson préférée-ko ),
-mpifoka ( tiako be koa mantsy ny mifoka rivotra madio eny ambanivoitra eny e)

ka de tongava ry zavavy a.
Tsy ny vadin'ny namanao no ifaninananao, fa ny vady nanananao omaly.

Experience exigée : au moins 2 ans dans le même pôste.

Posted by: Tokinao at 2006/07/01, 00:20
Comment Icon tsssss

Jentilisa hita mihitsy hoe tsy mba mikatsaka ny haha-heureuse anay vehivavy an. Hahaha

Hihihi, iny experience exigee iny indray no tsy hitako.

Posted by: pissoa at 2006/07/01, 00:37
Comment Icon avia!

Ho ampiadaniko ve i Pissoa e! alaiko any eo an!

Posted by: jentilisa at 2006/07/01, 01:02
Comment Icon mandaitra le tetika ry jentilisa a!

io sahady zao i pissoa fa mitady hikaontikaonty ahy.
Fa ny ahiako fotsiny, de ity izy toa sadaikatra eo ampamakiana an'le "experience exigée" e.
Ankevitry ny tsy ananany angamba le izy matoa izy miahotrahotra 'ko.

apetraho iany aloha le demande ry zareo a : tsis resy tsy miady hoy ny fitenenana malagasy e.
Sady hoy koa le proverbe "farany tsy hay" (français) iray iza we : "se ki risk gagnent, ze tsy mi-risk wèn".
hahaha

Posted by: Tokinao at 2006/07/01, 01:03
Comment Icon

Jentilisa, alaivo aty alou de refa any Dago hitako eo na ampiadaninao zah na tsia, hihihi.

Tokinao ... efa misy mitady hampiadana ve io dia handeha hikaoty njay zah, tssss :-P

Posted by: pissoa at 2006/07/01, 03:20
Comment Icon Mitandrema ianao ry jentilisa !

Mitandrema fa tsy ao anatin'ny "contrat" io zavatra angatahin'i pissoa io an!
Ra jerena mantsy iretsy "articles juridiques" etsy ambony iretsy de tsy ahitana miitsy we : "pour rendre une femme heureuse, il suffit de la ramener à Madagascar".

ka mba mailo ihany e: aza mora taitran'ny piso tsara soratra ka hanary ny piso efa tamà-trano. ( le piso tamà-trano moa de le efa ao Dago e ).

Posted by: Tokinao at 2006/07/01, 04:05
Comment Icon he! he! he!

ka rehefa piso dia piso fa angaha misy an'izany? dia mety hakany Afrika atsimo aho raha izany haka "pingouin".

Posted by: jentilisa at 2006/07/02, 23:44
Comment Icon loza in ity tenenina ry jentilisa a

F'anga ireny "paingoay" ( pingouin ) ireny velona any Madagasikara!
Any afrika atsimo aza izy sahirana 'ko, mainka fa...
Ny mety @'izy ireny hono dia ny toerana mangatsiaka, ohatra hoe : aty Frantsa.

Posted by: Tokinao at 2006/07/03, 08:35
Comment Icon antsirabe!

Entiko any Antsirabe ka! sady any Frantsa izao mafana be mihitsy amin'ny fahavaratra!

Posted by: jentilisa at 2006/07/03, 23:12
Comment Icon frigô aty frantsa

Ka de ho voahitsaky ny posiposy any izany ny zanak'olona 'ko ( "zana-paingoay" no marimarina kokoa ).

Izao e : aleo izy ataoko ato anatin'ny frigô-ko e. Ao sady tsy misy posiposy no mangatsiaka tsara.

Posted by: Tokinao at 2006/07/05, 03:03
Comment Icon lolll

Tokinao, refa piso ony dia piso fa tsisy an'zany. Hihihi.

Raha mandalo eto zany piso zany dia mime be am'soratrareo. Hihihi

Posted by: pissoa at 2006/07/13, 10:52
Comment Icon

Tena marina ilay numero 53, ny akama izao nanadino ny anniversaireko fa tonga dia OUT!! Next please :))

Posted by: tsiky at 2006/09/06, 12:05
Comment Icon Torohevitra ity ry Tsiky a!

Ra zah enao de asaina mividy "agenda" le next sao de hadinony eo koa le numero 53. :) :) :)

Posted by: Tokinao at 2006/09/06, 16:26
Comment Icon Tsiky a!

Fa 'ndry izay manao solon'anarana "Tsiky" io aloha dia fantatro e!:D :D :D
Fa za tsy hieny hoe iza fotsiny. :D :D :D

Posted by: Tokinao at 2006/09/06, 16:38
Comment Icon ouaaaaah

adinonao le hoe : menteur,io manko tena ilaina mihintsy
hihihihihi

Posted by: Sisi at 2006/09/19, 12:46
Comment Icon marina hoe!

De tena mahatsiaro sambatra mihitsy zany nareo rehefa andaingana a! Hafa ndray iny 'kano. :) :) :)

Hianatra handainga ndray zany raTokinao ra izany 'ko. hihihi

Posted by: Tokinao at 2006/11/19, 12:38
Comment Icon ka aiza ihany ny niafaran' ilay piso e? lol

hahahhaha
mampiomehy le resaka ato marina!
Efa hitako koa io fa tsy haiko na za ngamba no "femme" tapany fa tsy tena femme..hahahaha

fa nampiomehy ahy koa ilay oe "next please" an' i Tsiky..lol...lasa ny mamba tokoa ve?

Posted by: kitjo at 2007/01/12, 04:29
Comment Icon "Nekst pliz"

:)

Posted by: Tokinao at 2007/02/08, 01:05
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype